2 689
modifications
k (Rohy sns) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Ny [[tenim-pinoana|'''tenim'''-'''pinoana''']] na '''teny''' '''finoana''' na [[Tenim-pinoana|'''dôgma''']] (soratana koa hoe [[Tenim-pinoana|'''dogma''']]) dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana.
Ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn'Andriamanitra ao amin'ny [[Soratra Masina]] na avy amin'ny lovam-pinoana (na [[lovantsofina]]) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ortodoksia") sady nanoherana ireo atao hoe "fampianaran-diso" (na "herezia").
|
modifications