Kônsily fahefatra tao Kônstantinôpôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantaran'ny fiangonana kristiana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Konsily fahefatra tao Konstantinopoly''' na '''Konsily fahefatra tao Konstantinopla''' dia konsily ekiomenika fahavalo teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana. Io no konsily nampisaraka ny Fiangonan'i Roma sy ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan'i Konstantinopoly]]. Io no konsily fahavalo. Notapahana fa ny Lovantsofina na Lovampinoana dia isan'ny fitsipiky ny finoana koa manampy ny [[Soratra Masina|Soratra masina]]. Nohelohina ny fiheverana ny olona ho fitambaran-javatra telo, dia ny vatana sy ny [[fanahin'olombelonany vatana]] ary ny [[fanahy]]; ary nohamafisina ny fiheverana ny olombelona ho fitambaran-javatra roa, dia ny vatana sy ny [[fanahin'olombelonany vatana]].
 
Nataon'ny Fiangonana tandrefana hoe mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina|Fanahy masina]]: izany no atao amin'ny teny latina hoe ''Filioque'' ("sy ny Zanaka"). Tsy neken'ny Fiangonana ortodoksa izany konsily izany. Nitsipaka ny fanovanana ny hoe ''Filioque'' amin'ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] izany konsily izany. Ny Fiangonan'i Roma dia nino fa mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan'i Konstantinopoly kosa tsy nanaiky an'izany fa nanamafy ny fivoahan'ny Fanahy Masina amin'ny Ray irery ihany.
 
== Jereo koa: ==