Kônsily ekiomenika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-38:
 
=== Ny Konsily fahefatra tao Konstantinopoly (taona 869 sy 870) ===
Ny [[Konsily fahefatra tao Konstantinopoly]] no nampisaraka ny Fiangonan'i Roma sy ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan'i Konstantinopoly]]. Io no konsily fahavalo. Notapahana fa ny [[lovantsofina]] na Lovampinoana dia isan'ny fitsipiky ny finoana koa manampy ny [[Soratra Masina]]. Nohelohina ny fiheverana ny olona ho fitambaran-javatra telo, dia ny [[Vatan'olombelona|vatana]] sy ny [[Fanahinfanahin'olombelona|fanahy-ainany vatana]] ary ny [[fanahy]]; ary nohamafisina ny fiheverana ny olombelona ho fitambaran-javatra roa, dia ny vatana sy ny fanahy-ainafanahin'ny vatana.
 
Nataon'ny Fiangonana tandrefana hoe "mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka" ny [[Fanahy Masina|Fanahy masina]]: izany no atao amin'ny teny latina hoe ''[[Filioque]]'' (izay midika hoe "sy ny Zanaka"). Tsy neken 'ny Fiangonana ortodoksa izany konsily izany. Nitsipaka ny fanovanana ny hoe ''Filioque'' amin' ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] izany konsily izany. Ny Fiangonan' i Roma dia nino fa mivoaka amin'ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan' i Konstantinopoly kosa tsy nanaiky an' izany fa nanamafy ny fivoahan' ny Fanahy Masina amin' ny Ray irery ihany.