Kônsily tao Efeso: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy sy tsipelina
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k (Rohy sy tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Ny '''Konsily tao Efesosy''' na '''Konsily tao Efeso''' na '''Konsily tao Efezy''' dia konsily ekiomenika fahatelo teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana natao tamin'ny taona 431 tao [[EfesoEfesosy]] (na EfesosyEfeso na Efezy). Izany konsily izany no nanapahana ny maha [[Renin'Andriamanitra]] (gr.: ''Theotokos'') an' i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Nivoaka noho izany ny [[Fiekem-pinoan'i Efezy]]. Nanambara ny maha tokana tsy mizara an'i Kristy hatrany am-bohoka ny konsily sady niantso an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] hoe ''[[Theotokos]]''("Renin'Andriamanitra"), izany hoe renin' ilay Andriamanitra ara-natiora. Nohelohiny ny fampianaran'i [[Nestoriosy]], patriarkan' i Konstantinopoly izay nampianatra (mba tsy hampifangaroana ny olona atao hoe [[Jesosy]] sy ny Logos izay an' Andriamanitra) fa i Maria Virjiny dia tsy niteraka afa-tsy olombelona izay manana fifamatorana tsy azo foanana amin' ny ''Logos''n' Andriamanitra. I Nestoriosy mantsy dia nampianatra fa miara-misy ireo natioran' i Kristy roa ireo nefa misaraka. I [[Kirilosy avy any Aleksandria]] dia nandray anjara mavitrika tamin' ny fanapahan-kevitra tamin' io konsily io. Nitsipaka io fanapahan-kevitry ny konsily io ireo [[Fiangonana nestoriana]] sady nisaraka tamin'ny Fiangonan'ny Empira.
 
Tsy eken' ny [[Protestantisma|Protestanta]] ny fiantsoana an' i Maria ho Renin' Andriamanitra. Nitsipahana ny [[nestorianisma]] koa izany.
2 689

modifications