Kônsily tao Efesôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Konsily tao EfesoEfesosy''' na '''Konsily tao EfesosyEfeso''' na '''Konsily tao Efezy''' dia konsily ekiomenika fahatelo teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana natao tamin'ny taona 431 tao [[Efeso]] (na Efesosy na Efezy). Izany konsily izany no nanapahana ny maha [[Renin'Andriamanitra]] (gr.: ''Theotokos'') an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Nivoaka noho izany ny [[Fiekem-pinoan'i Efezy]]. Nanambara ny maha tokana tsy mizara an'i Kristy hatrany am-bohoka ny konsily sady niantso an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] hoe ''[[Theotokos]]''("Renin'Andriamanitra"), izany hoe renin'ilay Andriamanitra ara-natiora. Nohelohiny ny fampianaran'i [[Nestoriosy]], patriarkan'i Konstantinopoly izay nampianatra (mba tsy hampifangaroana ny olona atao hoe [[Jesosy]] sy ny Logos izay an'Andriamanitra) fa i Maria Virjiny dia tsy niteraka afa-tsy olombelona izay manana fifamatorana tsy azo foanana amin'ny ''Logos''n'Andriamanitra. I Nestoriosy mantsy dia nampianatra fa miara-misy ireo natioran'i Kristy roa ireo nefa misaraka. I [[Kirilosy avy any Aleksandria]] dia nandray anjara mavitrika tamin'ny fanapahan-kevitra tamin'io konsily io. Nitsipaka io fanapahan-kevitry ny konsily io ireo [[Fiangonana nestoriana]] sady nisaraka tamin'ny Fiangonan'ny Empira.
 
Tsy eken'ny Protestanta ny fiantsoana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra. Nitsipahana ny [[nestorianisma]] koa izany.