Kônsily tao Kalkedôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
Ny [[Fanekem-pinoan'i Kalkedona]] (na kalkedoniana) na Fiekem-pinoan'i Kalsedoana (na kalsedoniana) dia fiekem-pinoana tapaka tamin'ny Konsily tao Kalkedona izay mamaritra ny fiombonan'ny natiora roan'i Kristy sady nanamafy koa ny maha [[Renin'Andriamanitra]] (grika: ''Theotokos'') an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Izao ilay fahekem-pinoana:
 
"''Araka ireo Ray masina izany dia mampianatra amim-piraisam-peo izahay fa mitory Zanaka iray sady tokana, dia ny Tomponay JesosyJesoa Kristy, ilay tanteraka amin'ny maha Andriamanitra, sy tanteraka amin'ny maha olombelona, Andriamanitra tokoa ary olona tokoa misy fanahy misaina sy vatana, mitovy fomba amin'ny Ray araka ny maha Andriamanitra sy mitovy fomba amintsika araka ny maha olombelona, manahaka antsika amin'ny lafiny rehetra afa-tsy amin'ny fahotana, nateraky ny Ray talohan'ny fotoana rehetra araka ny maha Andrimanitra, ary amin'ny andro farany izy tenany ilay nateraka ho antsika sy ho famonjena antsika avy amin'ny Maria Virjiny, Renin'Andriamanitra araka ny maha olombelona, Kristy iray sady tokana, Zanaky ny Tompo, izay hany nateraka, ekena fa manana fomba roa, tsy mifangaro, tsy miova, tsy mizara ary tsy misaraka, ny mahasamihafa ireo fomba roa ireo dia tsy foanan'ny fiombonana, ny toetran'ny fomban'ny natiora tsirairay dia voatahiry sady mandray anjara amin'ny persona sy hipostazy iray, dia Kristy tsy mivaky sy tsy misaraka ho persona roa, fa Zanaka iray sady tokana, tokana nateraka, Andriamanitra Teny, Tompo Jesoa Kristy''."
 
== Jereo koa: ==