Sobstansa (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
=== Ny monarkianisma ===
Ny [[monarkianisma]] dia vondrom-pampianaram-pinoana kristiana niseho tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3 izay mifanohitra amin'ny fampianarana ny amin'ny [[Trinite]]. Ireo fampianarana ireo dia manantitra ny maha tokana an'Andriamanitra ([[monoteisma]]) ao amin'ny fivavahana kristiana. Amin'ireo mpanaraka ireo fampianarana ireo dia tsy [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|zanak'Andriamanitra]] sady samy hafa amin'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] i [[Kristy]]. Nizara roa ny Monarkiana, dia ny [[Adoptianisma|Adoptianista]] sy ny [[Modalisma|Modalista]]: ny Adoptianista dia mihevitra fa tsy manam-piaviana araka an'Andriamanitra i Jesosy fa olona ihany nefa natsangan'Andriamanitra ho zanany tamin'ny nanaovana [[batisa]] azy. Ny modalista kosa dia mihevitra fa mety ho samy fomba fisehoan'ny Ray i [[Jesosy]] satria tsy misy persona maro ao amin'[[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]]. Sampan'ny modalisma ny patripasianisma sy ny [[sabelianisma]].
 
 
28 710

modifications