Sobstansa (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-15:
 
== Ny "fampianaran-diso" momba ny sobstansa: ny arianisma ==
Ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] dia nino fa ny Zanak'Andriamanitra dia nisy talohan'izao tontolo izao nefa noforonin'Andriamanitra mivantana sady eo ambany fahefan'Andriamanitra Ray. Ny fomba fijerin'i Ariosy dia izao: nateraka ny Zanaka ka toy ny noforonin'Andriamanitra voalohany indrindra ary avy eo namorona ny zava-drehetra tamin'ny alalan'ny Zanaka ny Ray. Ny [[fanekem-pinoana]] ariana fahafito (fanekem-pinoana faharoan'i Sirmioma) dia manambara fa ny ''homoousios'' (mitovy ''ousia'' na ''sobstantia'') sy ny ''homoiousios'' (''sobstantia'' na ''ousia'' mifanahaka) dia tsy araka ny [[Baiboly]], lehibe noho ny Zanaka ny Ray (izany fanekem-pinoana izany dia fantatra taty aoriana amin'ny anarana fanaratsiana hoe "Blasfeman'i Sirmioma"). Maro ny endrika nisehoan'ny arianisma ka isan'izany ireto manaraka ireto, raha momba ny sobstansa. Tsy dia inisahirana loatra tamin'ny fifandraisan'ny Ray amin'ny Fanahy Masina ny Ariana raha momba ny sobstansa.
 
=== Ny antoko voalohany ===