Kônsily tao Kalkedôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sns
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny '''Konsily tao Kalkedona''' na '''Konsily tao Kalsedoana''' dia [[konsily ekiomenika]] fahaefatra teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana izay natao tao [[Kalkedona]] na Kalsedoana tamin'ny taona 430. Tamin'ity konsily ity no nanambaràna ny fananan'i [[Jesosy]] [[Natiora (teolojia)|natiora]] roa, dia natioran'Andriamanitra sy natioran'olombelona. Izany konsily izany no nanoherana an'i [[Eotikesy]], izay nampianatra fa mifangaro ka tsy azo avahana ao amin'ny natioran'Andriamanitra ny natioran'olombelona ao amin'i Kristy. Heverin'ny tao amin'ny konsily ho [[fampianaran-diso]] izany fampianarana izany izay nataony hoe ''[[monofizisma]]''. Ny emperora Teodosio II no nampanao io konsily io. Nivoaka tamin'izany ny [[Fiekem-pinoan'i Kalkedona|Fanekem-pinoanan'i Kalkedona]].
 
Nitsipaka izany ireo izay nihevitra fa izany fisianana natiora roa miavaka izany dia fanoherana ny maha iray ny [[Persona (teolojia)|persona]]<nowiki/>n'i Kristy izay nambaran'i Kirilosy avy any Aleksandria sy nambaran'ny [[konsily tao Efeso]]. Nandray anjara betsaka tamin'izany konsily izany i Flaviano avy any Konstantinopoly sy i Leo I avy any Roma. Manda ny fanapahan-kevitr'io konsily io koa ireo Fiangonana atao hoe "[[Fiangonana monofizita|monofizita]]" izay tsy manaiky ny fananan'i Kristy natioran'olombelona.
 
== Ny fanekem-pinoan'i Kalkedona ==