Ireneo avy any Logdanoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Ireneo avy any LogdanomaLogdonoma''' na '''Ireneo avy any Smirna''' dia teolojiana mizaka ny zom-pirenen'i [[Roma Taloha]] teraka ny 130 tao [[Azia Minora]] ary maty ny 202 na 208. Isan'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] naohitra ny [[gnostisisma]] izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran'i Polikarpa, izay mpianatr'i [[Joany evanjelista]], izy. Tonga [[eveka]]<nowiki/>n'i LogdanomaLogdonoma (frantsay: ''Lyon'') izy tamin'ny taona 177. Niady tamin'ny fampianaran'ny gnostisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin'izany izy. Amin'i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan'ny Apostoly izay nipoitra tamin'ny [[Soratra Masina]].
 
Atao hoe ''Irenaeus Lugdunensis'' izy amin'ny [[teny latina]] fa ''Εἰρηναῖος Σμυρναῖος'' / ''Eirênaĩos Smyrnaĩos'' kosa amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]].