Azia Afovoany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
CommonsDelinker (dinika | fandraisan'anjara)
Removing "Central_AS.PNG", it has been deleted from Commons by Ellin Beltz because: Copyright violation, see c:Commons:Licensing.
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of Central Asia.pngsvg|200px350px|right|thumb|Azia afovoany]]
I '''Azia afovoany''' dia faritra afovoan'ny kaontinenta aziatika izay mivelatra manodisin'ny [[ranomasina Kaspiana]], ny ranomasin'i Aral ary ny [[fahiry Balkhach]]. Ny firenena izay lazaina fa ao Azia afovoany dia ireo firenena aziatika dimy izay mifarana amin'ny ''stan'' (Kazakhstana, [[Ozbekistana]], [[Tajikistana]], [[Torkmenistana]], [[Kirgizistana]]). Raha atambatra ireo firenena dimy ireo dia miisa eo amin'ny 61,5 tapitrisa ny isam-ponina ary 4 tapitrisa ny velarantany.
 
[[Sary:Map of Central Asia.png|200px|right|thumb|Azia afovoany]]
 
[[Repoblika sosialista sovietika]] ireo firenen'ny Azia afovoany ireo talohan'ny taona 1991 : i [[Kazakstana]] (16 tapitrisa mponina tamin'ny 2009), Kirgizistan (5,5 tapitrisa), Tajikistana (7,3 tapitrisa), ary Ozbekistana (27,6 tapitrisa). Anisan'ny toerana izay lazaina fa ao Azia afovoany dia i [[Afganistana]], [[Avaratr'i Iran]], [[Kasimiria]], [[Pakistana]] avaratra, [[Mongolia]] ary tsindraindray koa [[Xinjiang]] ary [[Tibeta]] any Sina andrefana miaraka amin'ny faritra atsimon'i [[Siberia]].