Fiangonana ôrtôdôksa teoahedo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo]] dia isan'ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana]] sady ao amin'ny Fiombonan'ny Fiagonana Ortodoksa Tatsinanana. Izy no fiangonana ortodoksa miely indrindra ao [[Etiopia]] sy ao [[Eritrea]]. MandrakaHatramin'ny nisiany ka aminhatramin'ny taona 1959 dia teo ambany fandraharahan'ny Fiangonana Ortodoksa Kopta ny Fiangonana ortodoksa teoahedo. Nahazo ny fahaleovan-tenany ara-pitondrana izy taorian'io taona io ka manana ny Patriarkanypatriarkany manokana. Rehefa nahazo fahaleovan-tena ka nisaraka tamin'i Etiopia i Eritrea tamin'ny taona 1993 dia nahazo ny fahaleovan-tenany koa ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo eritreana|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo Eritreana]] ka tafasaraka tamin'ny [[Fiangonana ortodoksa teoahedo etiopiana|Fiangonana Ortodoksa Teoahedo Etiopiana]]. Miavaka ny Fiangonana teoahedo noho ny hamaron'ny [[Kanonan'ny Baiboly ortodoksa teoahedo|boky tafiditra ao amin'ny Baiboly]] ampiasainy izay mihoatra lavitra ny hita ao amin'ny Baibolin'ny fiangonana hafa na Katolika na Ortodoksa.
 
== Jereo koa: ==