Pneomatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-6:
== Lohahevitra sahaniny ==
Iresahana ny amin'ny personan'ny [[Fanahy Masina]] ao amin'ny [[Trinite]] sy ny asan'ny Fanahy Masina ny pneomatolojia. Taty aoriana dia tafiditra ao amin'io taranja io koa ny hoe [[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao]], ny [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezan'ny Fanahy]] (karismata), ny [[Batisan'ny Fanahy Masina|batisan'ny Fanahy]], ny [[fanamasinana]], ny [[Tsindrimandry (fivavahana)|tsindrimandri]]<nowiki/>n'ny mpaminany, ary ny filatsahan'ny Fanahy Masina. Ny antokom-pinoana kristiana samihafa dia samy manana ny fomba anaovany pneomatolojia.