Ireneo avy any Logdanoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Ireneo avy any Logdanoma''' dia mpanao asa soratrateolojiana mizaka ny zom-pirenen'i [[Roma Taloha]] teraka ny 130 tao [[Azia Minora]] ary maty ny 202 na 208. Isan'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] naohitra ny [[gnostisisma]] izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran'i Polikarpa, izay mpianatr'i [[Joany evanjelista]], izy. Tonga [[eveka]]<nowiki/>n'i Logdanoma (frantsay: ''Lyon'') izy tamin'ny taona 177. Niady tamin'ny fampianaran'ny gnostisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin'izany izy. Amin'i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan'ny Apostoly izay nipoitra tamin'ny [[Soratra Masina]].
 
== Jereo koa ==