Fanekem-pinoana : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
k
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
== Ny fanekem-pinoana silamo ==
 
==== Ny ventinvotoatin'ilay fanekem-pinoana ====
Ao amin'ny fivavahana silamo, ny fiaikem-pinoana dia atao hoe ''Shahâda'' ("fijoroana vavolombelona"). Iray amin'ireo zavatra tsy maintsy ataon'ny mpino silamo izyizany ary izyizany no mana-danja indrindra. Izao ilay fanekem-pinoana:
 
''<small>'''أَشْهَدُ أَنْ لْاَ إِلَـهَ إِلْاَّ ٱلله وَأَشْهَدُ أَنَّ مُحَمَّداً رَسُولُ ٱلله'''</small>'' izay tononina hoe:
"Mijoro vavolombelona aho fa tsy misy andriamanitra hafa afa-tsy i [[Allah]] ary mijoro vavolombelona aho fa i [[Mohamady]] no Irany".
 
Manamafy ny finoana ny maha tokana an'Andriamanitra ny fehezanteny voalohany: ny [[monoteisma]] izany izay atao amin'ny teny arabo hoe: تَوْحيد / ''tawhîd'') izany.
 
==== Fampiasan'ny Silamo ilay fanekem-pinoana ====
2 689

modifications