Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa zavatra mibahana
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Levitikosy'' dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Λευιτικός'' / ''Leuitikós''. Ny hoe ''Levitika'' kosa dia avy amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Levitique'' izay avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Leviticus.'' Io indray dia avy amin'ny teny grika etsy ambony izay midika hoe "momba ny [[Levita]]", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny [[Tanakh]] anefa izy dia atao hoe ספר) ויקרא) / (''Sefer)'' ''Vayikra'' izay midika ara-bakiteny hoe "Bokin'ny(Boky) ''Ary niantso izyIzy''", izany hoe [[Andriamanitra (tokana)|Adriamanitra]] niantso.
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Levitikosy araka ny karazan-dalàna andidiany.