Fokon' i Levy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== I Levy ==
I [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]] no raibe mpanorina ny fokon'i Levy. Zanaka lahy fahatelon'i [[Jakoba]] izy. I [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). I Levy no rain'i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an'i Miriama sy i [[Mosesy]] ary i Arona tamin’i Amrama (zafin'i Levy). I [[Robena]] sy i [[Simeona (zanak'i Jakoba)|Simeona]] sy i [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]] sy i [[Isakara]] ary i [[Zebolona]] no rahalahiny ary i [[Dina]] no anabaviny iray reny aminy.
 
Nizara ho fianakaviana telo ny taranak'i Levy tamin'ny andron'ny fahandevozana tao Ejipta, dia ny fianakavian’i Gersona sy ny an'i Kehaty (na Kohaty) ary ny an'i Merary. Roa taona taorian'ny fivoahan'ny [[Zanak'i Israely]] avy any Ejipta dia tsy fantatra ny isan'ny lehilahy roapolo taona no ho miakara ao amin'ny fokon'i Levy, satria tsy hita ao amin'ny fanisana izy ireo.