Mpisorona jiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
Andalana faha-4:
 
== I Levy sy ny fokon'i Levy ==
I [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]] no raibe mpanorina ny [[fokon'i Levy]]. Zanaka lahy fahatelon'i [[Jakoba]] izy. I [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] no anaran-dreniny (Gen. 29.31-34). I Levy no rain'i Iokebeda (vehivavy) izay niteraka an'i Miriama sy i [[Mosesy]] ary i [[Arona]] tamin’i Amrama (zafin'i Levy).
 
Tsy nanana anjara tany ho azy manokana ny Levita fa niparitaka tamin’ny tanana miisa 48 miaraka amin’ireo foko sisa ao amin’ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]]. Tsy nanao afa-tsy ny asa fanompoana ao amin'ny Tempoly izy ireo. Noho izany dia nanome ny ampahafolon-karenany azy ny sisa amin'ny Israelita mba hivelomany sy hanamboarana na hanarenana ny Tempoly.