Sanedrina: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
 
Ny [[Sanedrina|'''sinedrionaSinedriona''']] na [[sanedrina|'''sanedrina[[Sanedrina]]''']] dia ny antenimiera mpanao lalàna sy fitsarana tampony jiosyteo amin'i [[Jiosy]] izay nivory ao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] nandritra ny fanjanahan-tany romana sady nanam-pahefana tamin'ny [[Jiosy]] taotdao [[Palestina]] sy tany am-pielezana. Voalaza ao amin'ny [[Filazantsaran'i Matio]] ao amin'ny [[Baiboly]] fa notsarain'ny sanedrinaSanedrina iray manontolo i [[Jesosy]] alohan'ny hanomboana azy tamin'ny [[hazo fijaliana]] (Mat. 26.66).
 
Ilay mpahay tantara jiosy [[Flavio Josefa]] dia miresaka ny sanedrina matetika ao amin'ny boky nosoratany atao hoe ''Antiquitates Judaicae.'' Na dia rava aza ny [[Hasmoneana|Fanjakana jiosy]] tamin'ny taona 70 tal. J.K. dia nisy ihany ny sinedrionaSinedriona izay nafindra tamin'ny tanàna lehibe sasany. Nisahana ny raharaham-pitsarana sy ny raharaham-pivavahana jiosy ny sinedriona. Misy lahatsoratra ao amin'ny [[Mishna]] izay mamaritra ny fahefana sy ny fiasan'ny sinedriona. Neken'ny Fanjakana romana ny fitsarana nataony momba ny raharaha anatiny amin'ny samy Jiosy hatramin'ny taona 425.
 
Olonkendry manam-pahaizana momba ny lalàna jiosy miisa 71 no mikambana ao aminy. Ny [[mpisoronabe]] no nitarika azy. Nisy ny atao hoe ''sinedriona kely'' na ''sanedrina kely'' izay nahitana fara-fahavitsiny mpikambana 25 ny isan-tanana lehibe. Efa nisy ny sanedrina tamin'ny fotoana nanapahan'i [[Antiokosy III Megasy|Antiokosy Lehibe]] na [[Antiokosy III Megasy|Antiokosy III]] (242-187 tal. J.K.), nefa ny teny hoe ''sanedrina'' na ''sinedriona'' dia tsy fandre raha tsy tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Rehefa tsy nisy intsony ny sanedrina dia ny fitsarananfitsaran'ny [[raby]] no nisolo azy ireo.
 
== Jereo koa: ==
2 689

modifications