Getsemane: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy miomba ny toerana ao Israely
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Jerusalem Gethsemane tango7174.jpg|vignette|361x361px|Ny sahan'i Getsemane '''amin'izao''' fotoana izao ao Jerosalema.]]
I '''[[Getsemane]]''' na [[Getsemane|'''Getsemany''']] dia sahan'oliva eo am-pototry ny Tendrombohitra Oliva eo akaikin'i [[Jerosalema]]. Toera

Tamin'ny andron'ny [[Tempoly Faharoa]] tao Jerosalema dia toera-malalaka i Getsemane ka rehefa tonga ny fotoana firavoravoana amin'ny [[fivahiniana masina]] dia eo no itoeran'ny vahoaka tsy mahita trano honenana.

Araka ny [[Filazantsara]] (Mat. 26.36) dia tao Getsemane i [[Jesosy]] no nitokana hivavaka miaraka amin'ireo [[Mpianatr'i Jesoa|mpianany]] sisa noho ny alahelony ny famadihan'i [[Jodasy Iskariota|Jodasy]] azy ny omalin'ny hisamborana azy.