Tetiandro samaritana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-11:
 
=== Isan'ny volana ao amin'ny taona ===
Ny taona manara-bolana ahitana roa ambin'ny folo volana dia misy 354,35 andro (12 × 29,53 andro) izay tsy inona famanakaiky ny fihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]]. Latsaka 10,89 andro (365,25 – 354,36) isan-taona izany ny taona samaritana raha mitaha amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro ka fenoina izany amin'ny maha manara-bolana sy masoandro ny tetiandro samaritana.
 
Ny vahaolana amin'izany dia ny famaritana ireo taona misy 12 na 13 volana, araka ny [[tsingerin'i Metona]]. I Metona dia Grika niaina tamin'ny taona 433 tal. J.K. izay nahatsikaritra fa io 29,53 andro io ao anatin'ny 19 taona dia mampisy elanelana fito volana katroka. Ny tetiandro samaritana, toy ny an'ny [[Jiosy]], dia mitsinjara ireo volana fito ireo ao anatin'ny faharetan'ny tsingerin'i Metona, ka mandahatra taona ahitana 12 na 13 volana.