Jerôbôama II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Jeroboam II.jpg|vignette|264x264px|I Jeroboama II, araka ny Promptuarii Iconum Insigniorum (1553)]]
I '''Jeroboama II''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] tamin'ny taona 782 hatramin'ny 753 tal . J.K. Nandimby an-drainy [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|Joasy]] (na Joasa) izy ka nanjaka nandritra ny 40 taona tao Israely. Nandimby azy i [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] zanany. Na dia nanoro hevitra azy aza ny mpaminany [[Hosea (mpaminany)|Hosea]] (na Osea) sy [[Amosa]] (na Amosy) dia nanohy ny fitondran-tenany ratsin'ireo mpanjaka nodimbiasiny izy.
 
Nalain'i Jeroboama II tamin'i Arama ireo faritanin'i [[Amona (fanjakana)|Amona]] sy [[Moaba (fanjakana)|Moaba]] ao atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] izay nalain'i [[Hazaela]] mpanjakan'i Arama-Damasy (na Arama-Damaskosy) tany aloha tamin'ny andron'ny mpanjaka [[Jeho]]. Tanteraka noho izany ny faminanian'i [[Bokin'i Jona|Jona]] (na Jonasa).
 
== Ny anarany ==