Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-2:
Ny [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fanekem'''-'''pinoan'i''' '''Nikea''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fanekem'''-'''pinoana nikeana''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fiekem'''-'''pinoan'i''' '''Nisea''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fiekem'''-'''pinoana''' '''niseana''']] dia [[fanekem-pinoana]] na fanambaràm-pinoana kristiana tinapaka nandritra ny [[Konsily]] natao tao amin'ny tananan'i [[Nikea]] tamin'ny taona 325 izay notovanana nandritra ny [[Konsily voalohany tao Konstantinopoly]] tamin'ny taona 381 ka indraindray izy dia atao hoe '''Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopoly''' na '''Fanekem-pinoana nikeana-konstantinopolitana'''. Mizara fehezan-kevitra telo izy dia ny finoana an' [[Andriamanitra Ray]] sy ny finoana an'i [[Andriamanitra Zanaka|Jesosy Kristy]] ary ny finoana ny [[Fanahy Masina]] ary taty aoriana dia natsofoka ny amin'ny finoana ny [[Fiangonanamasina|Fiangonana masina]].
 
''Σύμβολον τῆς Νικαίας'' (/ Súmbolon tês Nikaías) na ''Σύμβολον τῆς πίστεως'' (/ ''Súmbolon tês písteôs)'' no anaran'ilay fanekem-pinoana amin'ny [[teny grika]] fa ''Symbolum Nicaenum'' kosa amin'ny [[teny latina]]. Maro amin'ireo fiangonana niforona taty aoriana no tsy mampiasa io fiekem-pinoana io noho izy ireo manohitra ny [[Trinite]].
 
Manamafy ny maha [[Zanak'Andriamanitra]] sy ny maha Andriamanitra an'i [[Jesosy]] Kristy io fanekam-pinoana io. Hamafisiny koa ny maha Adriamanitra ny [[Fanahy Masina]] nefa tsy Andriamanitra maro izany fa [[Monoteisma|Andriamanitra tokana]]. Izany dia entina hamaritra ny finoana ny maha [[Trinite|Telo Izay Iray]] na [[Trinite]] an'Andriamanitra.
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Fiangonana katolika|Katolika]] ary ny ankamaroan'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] na ireo fiangonana nipoitra avy aminy dia manaiky sy mampiasa io fanekem-pinoana io. Nisy fiovany izy taty aoriana tamin'ny nampidiran'ny Fiangonana Tandrefana ny hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''[[Filioque]]'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / ''kaὶ toū Uioū). Ireo fiangonana tsy mino ny [[Trinite]] toa ny Fiangonan'i Jerosalema Vaovao sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]] <ref><small>Dallin H. Oaks, [http://lds.org/ensign/1995/05/apostasy-and-restoration Apostasy And Restoration], Ensign, May 1995</small></ref> ary ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] dia tsy manaiky ny filazana sasany ao amin'io fiekem-poinoana io).
 
Ireo fiangonana tsy mino ny [[Trinite]] toa ny Fiangonan'i Jerosalema Vaovao sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]] <ref><small>Dallin H. Oaks, [http://lds.org/ensign/1995/05/apostasy-and-restoration Apostasy And Restoration], Ensign, May 1995</small></ref> ary ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] dia tsy manaiky ny filazana sasany ao amin'io fiekem-poinoana io.
== Fanekem-pinoana tapaka tao Nikea ==
 
== Fanekem-pinoana tao Nikea sy ny fanovana natao tao Kostantinopoly ==
 
=== Fanekem-pinoana tapaka tao Nikea ===
Ity ilay fanekem-pinoana nikeana voalohany tamin'ny Konsily tao [[Nikea]] tamin'ny taona 325 <ref><small>Early Church Texts, [http://www.earlychurchtexts.com/public/creed_of_nicaea_325.htm The Creed of Nicaea] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.earlychurchtexts.com%2Fpublic%2Fcreed_of_nicaea_325.htm tahiry]].</small></ref>. Tsy ny hoe ''izaho'' fa ny hoe ''isika'' no [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] ilazana ny mpino tamin'io.
 
==== Amin'ny teny grika ====
<small>« Πιστεύομεν εἰς ἕνα Θεὸν Πατέρα παντοκράτορα πάντων ὁρατῶν τε καὶ ἀοράτων ποιητήν·</small>
 
Ligne 18 ⟶ 21 :
<small>καὶ εἰς τὸ Ἅγιον Πνεῦμα.</small>
 
<small>Τοὺς δὲ λέγοντας Ἦν ποτε ὅτε οὐκ ἦν, καὶ Πρὶν γεννηθῆναι οὐκ ἦν, καὶ ὅτι Ἐξ οὐκ ὄντων εγένετο, ἢ Ἐξ ἑτέρας ὑποστάσεως ἢ οὐσιάς φάσκοντας εἶναι ἢ κτιστόν ἢ τρεπτόν ἢ ἀλλοιωτὸν τὸν Υἱὸν τοῦ Θεοῦ, τούτους ἀναθεματίζει ἡ ἁγία καθολικὴ καὶ ἀποστολικὴ ἐκκλησία.</small><ref><small>Dikan-teny »malagasy:</small>
 
« <small>"Mino an’Andriamanitra Ray tokana tsitoha isika, izay mpamorona ny zava-drehetra na ny hita na ny tsy hita.</small>
==== Dikan-teny malagasy: ====
« <small>Mino an’Andriamanitra Ray tokana tsitoha isika, izay mpamorona ny zava-drehetra na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Sy ny Tompo Jesosy Kristy tokana, Zanaka Lahitokan'Andriamanitra, nateraky ny Ray, izany hoe avy amin’ny sobstansan'ny Ray, Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, fahazavana avy amin'ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina; nateraka fa tsy natao, miray sobstansa amin’ny Ray, amin’ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety an-tany; ka ho antsika olombelona sy ho an’ny famonjena antsika no nidinany ho tonga nofo sy tonga olombelona; nijaly, nitsangan-ko velona tamin’ny andro fahatelo, niakatra any an-danitra, ary ho avy indray hitsara ny velona sy ny maty.  </small>
 
<small>Ary ny Fanahy Masina.</small>
 
<small>Izay rehetra miteny hoe: "nisy fotoana tsy nampisy azy: tsy nisy izy talohan'ny nahaterahany; natao mitovy amin'ny zavatra avy amin’ny tsy misy izy; sobstansa sy maha-izy-azy hafa izy, noarîna izy; mety miova sy mety iharan'ny fiovana ny Zanak'Adriamanitra", dia manozom-panamelohana azy ny Fiangonana eran’izao tontolo izao sy apostolika</small>.»"</ref>
 
=== Fanekem-pinoana notovanana tao Konstantinopoly ===
Izao ilay fanekem-pinoana nikeana araka ny Konsily tao [[Konstantinopoly]] tamin'ny taona 381<ref><small>[http://www.symbole.gr/chrtoms/dogma/1150-symv4oec Definition de la foi du concile à Chalcédoine, quatrième œcuménique] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.symbole.gr%2Fchrtoms%2Fdogma%2F1150-symv4oec archive]]</small></ref>. Nitazona azy io mandraka ankehitriny ny [[Fiangonana Tatsinanana]] indrindra ny [[Kristianisma ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]] izay tsy nanaiky ny fanatsofohana ny ''[[Filioque]]'' ("sy ny Zanaka"). Tsy hita ao koa ilay filazana hoe "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" (grika: ''Θεὸν ἐκ Θεοῦ'' / Theòn ek Theoū; latina: ''Deum de Deu'') izay tao amin'ilay Fanekem-pinoana nikeana tamin'ny taona 325<small>,</small> nefa ilay filazana hoe "Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina" (grika: ''θεὸν ἀληθινὸν ἐκ θεοῦ ἀληθινοῦ'' / ''Theòn alêthinòn ek Theoū alêthinoū''; latina: ''Deum verum de Deo vero'') dia voatazona ihany.
 
<small>« "Πιστεύομεν εἰς ἕνα θεὸν πατέρα παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς, ὁρατῶν τε πάντων καὶ ἀοράτων·</small>
==== Amin'ny teny grika ====
<small>« Πιστεύομεν εἰς ἕνα θεὸν πατέρα παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς, ὁρατῶν τε πάντων καὶ ἀοράτων·</small>
 
<small>καὶ εἰς ἕνα Κύριον Ἰησοῦν Χριστόν, τὸν υἱὸν τοῦ θεοῦ τὸν μονογενῆ, τὸν ἐκ τοῦ πατρὸς γεννηθέντα πρὸ πάντων τῶν αἰώνων, φῶς ἐκ φωτός, θεὸν ἀληθινὸν ἐκ θεοῦ ἀληθινοῦ, γεννηθέντα, οὐ ποιηθέντα, ὁμοούσιον τῷ πατρί, δι' οὗ τὰ πάντα ἐγένετο, τὸν δι' ἡμᾶς τοὺς ἀνθρώπους καὶ διὰ τὴν ἡμετέραν σωτηρίαν κατελθόντα ἐκ τῶν οὐρανῶν, καὶ σαρκωθέντα ἐκ πνεύματος ἁγίου καὶ Μαρίας τῆς παρθένου, καὶ ἐνανθρωπήσαντα, σταυρωθέντα τε ὑπὲρ ἡμῶν ἐπὶ Ποντίου Πιλάτου, καὶ παθόντα καὶ ταφέντα, καὶ ἀναστάντα τῇ τρίτῃ ἡμέρᾳ κατὰ τὰς γραφάς, καὶ ἀνελθόντα εἰς τοὺς οὐρανούς, καὶ καθεζόμενον ἐκ δεξιῶν τοῦ πατρὸς καὶ πάλιν ἐρχόμενον μετὰ δόξης κρῖναι ζῶντας καὶ νεκρούς, οὗ τῆς βασιλείας οὐκ ἔσται τέλος·</small>
Ligne 39 ⟶ 40 :
<small>καὶ εἰς τὸ πνεῦμα τὸ ἅγιον, τὸ Κύριον, τὸ ζωοποιόν, τὸ ἐκ τοῦ πατρὸς ἐκπορευόμενον, τὸ σὺν πατρὶ καὶ υἱῷ συμπροσκυνούμενον καὶ συνδοξαζόμενον, τὸ λαλῆσαν διὰ τῶν προφητῶν·</small>
 
<small>εἰς μίαν, ἁγίαν, καθολικὴν καὶ ἀποστολικὴν ἐκκλησίαν. ὁμολογοῦμεν ἓν βάπτισμα εἰς ἄφεσιν ἁμαρτιῶν. προσδοκῶμεν ἀνάστασιν νεκρῶν, καὶ ζωὴν τοῦ μέλλοντος αἰῶνος. ἀμήν."</small><ref><small>Dikan-teny »malagasy:</small>
 
==== Dikan-teny malagasy ====
<small>"Isika mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Sy an’i Jesosy Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noarina; miray sobstansa amin’ny Ray; amin’ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Sy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany;</small>
 
<small>Ary mino koa ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena. »"</small></ref>
 
== Ny fanekem-pinoana nikeana isam-piangonana ==
 
=== Ny fanekem-pinoana nikeana ao amin'ny Fiangonana tasinanana ===
Mitovy amin'ny lahatsoratra fototry ny Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinoply izy ity saingy tsy mampiasa ny [[matoanteny]] mifandraika amin'ny hoe ''isika/izahay'' fa amin'ny hoe ''izaho'' sady tsy ahitana ny hoe "avy amin'ny Zanaka" (''[[Filioque]]'') sy ny hoe "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" (''Deum de Deo'') izay hita ao amin'ny an'ny [[Fiangonana tandrefana]]. Maro ihany anefa ireo fiangonana mbola mampiasa matoanteny mifandraika amin'ny [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|mpisolo tena]] milaza maro hoe: ''isika/izahay''.
 
<small>« "Πιστεύω εἰς ἕνα Θεόν, Πατέρα, Παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς, ὁρατῶν τε πάντων καὶ ἀοράτων.</small>
==== Amin'ny teny grika: ====
<small>« Πιστεύω εἰς ἕνα Θεόν, Πατέρα, Παντοκράτορα, ποιητὴν οὐρανοῦ καὶ γῆς, ὁρατῶν τε πάντων καὶ ἀοράτων.</small>
 
<small>Καὶ εἰς ἕνα Κύριον Ἰησοῦν Χριστόν, τὸν Υἱὸν τοῦ Θεοῦ τὸν μονογενῆ, τὸν ἐκ τοῦ Πατρὸς γεννηθέντα πρὸ πάντων τῶν αἰώνων· φῶς ἐκ φωτός, Θεὸν ἀληθινὸν ἐκ Θεοῦ ἀληθινοῦ, γεννηθέντα οὐ ποιηθέντα, ὁμοούσιον τῷ Πατρί, δι' οὗ τὰ πάντα ἐγένετο. Τὸν δι' ἡμᾶς τοὺς ἀνθρώπους καὶ διὰ τὴν ἡμετέραν σωτηρίαν κατελθόντα ἐκ τῶν οὐρανῶν καὶ σαρκωθέντα ἐκ Πνεύματος Ἁγίου καὶ Μαρίας τῆς Παρθένου καὶ ἐνανθρωπήσαντα. Σταυρωθέντα τε ὑπὲρ ἡμῶν ἐπὶ Ποντίου Πιλάτου, καὶ παθόντα καὶ ταφέντα. Καὶ ἀναστάντα τῇ τρίτῃ ἡμέρα κατὰ τὰς Γραφάς. Καὶ ἀνελθόντα εἰς τοὺς οὐρανοὺς καὶ καθεζόμενον ἐκ δεξιῶν τοῦ Πατρός. Καὶ πάλιν ἐρχόμενον μετὰ δόξης κρῖναι ζῶντας καὶ νεκρούς, οὗ τῆς βασιλείας οὐκ ἔσται τέλος.</small>
Ligne 62 ⟶ 61 :
<small>Καὶ εἰς τὸ Πνεῦμα τὸ Ἅγιον, τὸ κύριον, τὸ ζωοποιόν, τὸ ἐκ τοῦ Πατρὸς ἐκπορευόμενον, τὸ σὺν Πατρὶ καὶ Υἱῷ συμπροσκυνούμενον καὶ συνδοξαζόμενον, τὸ λαλῆσαν διὰ τῶν προφητῶν.</small>
 
<small>Εἰς μίαν, Ἁγίαν, Καθολικὴν καὶ Ἀποστολικὴν Ἐκκλησίαν. Ὁμολογῶ ἓν βάπτισμα εἰς ἄφεσιν ἁμαρτιῶν. Προσδοκῶ ἀνάστασιν νεκρῶν. Καὶ ζωὴν τοῦ μέλλοντος αἰῶνος. Ἀμήν »" <ref><small>[http://www.myriobiblos.gr/texts/greek/chrysostom_liturgy7.htm Ἠ Θεία Λειτουργία, Τὸ Σύμβολον τῆς Πίστεως] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.myriobiblos.gr%2Ftexts%2Fgreek%2Fchrysostom_liturgy7.htm archive]]</small></ref>.</small> <ref><small>Dikan-teny malagasy:</small>
 
<small>«</small> <small>"Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
==== Dikan-teny malagasy ====
<small>«</small> <small>Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Sy an’i Jesosy Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray sobstansa amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Sy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany;</small>
 
<small>Ary koa ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena.»"</small></ref><small>.</small>
 
=== Ny fanekem-pinoana nikeana ao amin'ny Fiangonana tandrefana ===
Ny Fanekem-pinoana nikeana dia nisy tovana natao taty aoriana ka nampidirin'ny Fiangonana tandrefana miteny latina ny teny hoe "sy tamin'ny Zanaka" (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / ''kai tou UioUiou''; latina: ''Filioque'') izay nanova ny tokony hinoana momba ny fifandraisan'ny Fanahy Masina sy ny Zanaka ka lasa mivoaka avy amin'ny Ray sy ny Zanaka ny Fanahy Masina. Naverina tao aindray ilay filazana hoe "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" izay tao amin'ny endrik'ilay Fanekem-pinoana nikeana voalohany (taona 325). Isan'ny zavatra nampisaraka ny Fiangonana tatsinanana tamin'ny Fiangonana tandrefana izany taty aoriana. Tsy nanaiky ny fampidirana ny ''[[Filioque]]'' ny Fiangonana tatsinanana<small>,</small> dia ireo Fiangonana ortodoksa. Ireo mpanavao fiangonana protestanta nipoitra tamin'ny Fiangonana tandrefana dia nanaraka io fanekem-pinoana nikeana tandrefana io koa.
 
<small>« "Credo in unum Deum, Patrem omnipoténtem, factόrem cæli et terræ, visibílium όmnium, et invisibílium.</small>
==== Amin'ny teny latina ====
<small>« Credo in unum Deum, Patrem omnipoténtem, factόrem cæli et terræ, visibílium όmnium, et invisibílium.</small>
 
<small>Et in unum Dόminum Iesum Christum, Fílium Dei unigénitum. Et ex Patre natum ante όmnia sæcula. Deum de Deo, lumen de lúmine, Deum verum de Deo vero. Génitum, non factum, consubstantiálem Patri : per quem όmnia facta sunt. Qui propter nos hόmines, et propter nostram salútem descéndit de cælis. Et incarnátus est de Spíritu Sancto ex María Vírgine : et homo factus est. Crucifíxus étiam pro nobis : sub Pόntio Piláto passus, et sepúltus est. Et resurréxit tértia die, secúndum Scriptúras. Et ascéndit in cælum : sedet ad déxteram Patris. Et íterum ventúrus est cum glόria iudicáre vivos, et mόrtuos : cuius regni non erit finis.</small>
Ligne 83 ⟶ 80 :
<small>Et in Spíritum Sanctum, Dόminum, et vivificántem : qui ex Patre Filiόque procédit. Qui cum Patre, et Filio simul adorátur, et conglorificátur : qui locútus est per Prophétas.</small>
 
<small>Et unam, sanctam, cathόlicam et apostόlicam Ecclésiam. Confíteor unum baptísma in remissiόnem peccatόrum. Et expécto resurrectiόnem mortuόrum. Et vitam ventúri sǽculi. Amen."</small><ref><small>Dikan-teny »malagasy:</small>
 
<small>«</small> <small>"Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
==== Dikan-teny malagasy ====
<small>«</small> <small>Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Sy an’i Jesosy Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Sy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany.</small>
 
<small>Ary ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Izaho manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena.»"</small></ref>
 
=== Fanekem-pinoana nikeana amin'ny Fiangonana armeniana ===
Tsy hita ao amin'ity fiekem-pinoana ity ilay filazana ny amin'ny fivoahan'ny [[Fanahy Masina]] avy amin'ny Zanaka (''Filioque'') sady misy tovana tsy hita ao amin'ny Fiekem-pinoana nikeana amin'ny endriny faharoa. Misy zavatra voalaza ao amin'ny Fiekem-pinoana nikeana voalohany izay naverina ao toy ny amin'ny fanamelohan'ny Fiangonana ireo milaza fa noforonina sns ny Zanaka. Izao ny dikan-teny malagasy mifandraika amin'izany.
 
<small>«</small> <small>"Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Sy Tompo tokana, dia i Jesosy Kristy, Zanak'Andriamanitra, Zanaka lahy tokana naterak'Andriamanitra Ray, izany hoe avy amin'ny maha-izy ny Ray, Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, fahazavana avy amin'ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina, nateraka fa tsy noforonina; izay mitovy fomba amin'ny Ray, izay nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety an-tany na ny hita na ny tsy hita; izay nidina avy any an-danitra ho antsika olombelona sy ho fanavotana antsika ka tonga nofo, tonga olombelona, naterak'i Maria Virijiny masina tokoa, tamin'ny alalan'ny asan'ny Fanahy Masina ka nandray vatana sy aina sy fanahy ary izay rehetra ao amin'ny olombelona, marina tokoa fa tsy sary an-tsaina, niaritra ny fijaliana izy, nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, nalevina; nitsangan-ko velona tamin'ny andro fahatelo; niakatra ho any an-danitra niaraka amin'ny vatany tsy niova, nipetraka eo ankavanan'ny Ray. Ho avy izy miaraka amin'ny vatany tsy niova sy amim-boninahitry ny Ray, hitsara ny velona sy ny maty, ary ny fanapahany tsy hanam-pahataperana.</small>
Ligne 105 ⟶ 101 :
<small>Mino ny Fiangonana tokana masina, manerana izao tontolo izao sy apostolika, ny batisa, ny fibebahana, ny fanavotana ary ny famelam-pahotana. Ny fitsanganan'ny maty ho velona, ny fitsarana mandrakizay ny fanahy sy ny vatana, ny Fanjakan'ny Lanitra ary ny fiainanana mandrakizay.</small>
 
<small>Izay rehetra miteny hoe: "nisy fotoana tsy nisian'ny Zanaka, na nisy fotoana tsy nisian'ny Fanahy Masina", na raha miteny izy ireo hoe "ny Zanaka'Andriamanitra sy ny Fanahy Masina dia nisy avy tamin'ny tsy misy, na manana ny maha-izy azy hafa sady andairan'ny fiovaovana na ny fiovana", dia manozom-panamelohana azy ny Fiangonana manerana izao tontolo izao sy apostolika</small>.»"
 
=== Fanekem-pinoana nikeana amin'ny Fiangonana eto Madagasikara ===
Toy ny fiangonana kristiana rehetra maneran-tany dia tsy ny [[Kristianisma ao Madagasikara|fiangonana rehetra eto Madagasikara]] no mampiasa io fiekem-pinoana io. Ny Fiekem-pinoana niseana/nikeana an'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Fiangonana katolika]] sy ny an'ireo [[Protestantisma eto Madagasikara|Fiangonana protestanta eto Madagasikara]] (izay samy isan'ny Fiangonana tandrefana) dia tsy samy hafa afa-tsy ny momba ny fanagasiana sy ny fandikana amin'ny teny malagasy izay samy manana ny azy. Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika]] sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) mampiasa ny anarana hoe "''Jesoa''" nefa ny [[Fiangonana Loterana Malagasy|Loterana]] (FLM) mampiasa ny hoe "''Jesosy''". Ny Katolika mampiasa ny hoe "fiangonana ... katôlika" fa ny Protestanta (FLM sy FJKM) dia manao hoe "fiangonana ... manerana izao tontolo izao". Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana ortodoksa]] dia manaraka ny an'ny Fiangonana ortodoksa maneran-tany izay tsy ahitana ny hoe "sy ny Zanaka" (''Filioque''). Samy mamerimberina ny hoe "Izaho mino" izy ireo, afa-tsy ny FJKM izay mampiasa ny hoe "Isika mino".
 
==== Fiekem-pinoana niseana ao amin'ny Fiangonana katolika ====
<small>« Izaho mino an'Andriamanitra tokana, Ray mahefa ny zavatra rehetra, nanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra na ny hita maso na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho mino an'i Jesoa Kristy Tompo tokana, Zanaka lahi­tokan'Andriamanitra, teraky ny Ray talohan'ny taona rehetra: Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, Fahazavana avy amin'ny Fahazavana, Andriamanitra marina avy amin' Andriamanitra marina; nateraka Izy fa tsy natao, iray fomba amin'ny Ray, ary Izy no nahariana ny zavatra rehetra. Isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra. Ary naka nofo tamin'i Maria Virjiny Izy, noho ny herin'ny Fanahy Masina, ka tonga olombelona; nofantsihana tamin'ny hazo fijaliana ho antsika indray koa, tamin'ny andron'i Pôntsy Pilaty, nijaly ary nalevina ; nitsangan-ko velona tamin'ny andro fahatelo, araka ny voalazan'ny Soratra Masina, niakatra any an-danitra dia mipetraka eo an-kavanan'ny Ray; mbola ho avy amim-boninahitra indray hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, Tompo Loharanon'aina, avy amin'ny Ray <u>sy ny Zanaka</u>; tsaohina sy omem-boninahitra miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka, ary niteny tamin'ny vavan'ny mpaminany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Eglizy, iray, masina, katôlika, apôstôlika. Izaho mankatò ny batemy tokana ho fanalana ny fahotana. Ary izaho miandry ny hitsanganan'ny maty sy ny fiainan-ko avy. Amen.»</small><ref><small>Araka izay ampiasain'ny Fiangonana katolika eto Madagasikara</small></ref>
 
==== Fanekem-pinoana nikeana ao amin'ny Fiangonana loterana ====
<small>"Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho mino an’i Jesosy Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa (Izy maha-Izy Azy) amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray <u>sy ny Zanaka</u>; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Izaho manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena."</small><ref><small>Araka izay ampiasain'ny Fiangonana Loterana Malagasy</small></ref>
 
==== Fanekem-pinoana nikeana-konstantinopolitana ao amin'ny FJKM ====
<small>"Isika mino an'Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra na ny hita na ny tsy hita. Ary an'i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan'Andriamanitra nateraky ny Rainy talohan'izao rehetra izao, ny Mazava avy amin'ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin'Andriamanitra nateraka fa tsy natao, miray amin'ny Ray amin'ny zavatra rehetra. Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon'ny Fanahy Masina nofo avy tamin'i Maria Virijiny, dia tonga olona Izy. No homboana tamin'ny hazofijaliana ho fanavotana antsika, tamin'ny nanapahan'i Pontio Pilato Izy; nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo araka izay voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra Izy, ary mipetraka ao an-tànana ankavanan'ny Ray; avy any no hiaviany indray amin'ny voninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary mandrakizay ny Fanjakany. Isika mino ny Fanahy Masina, Tompo sady mpanome aina. Izay avy amin'ny Ray <u>sy ny Zanaka</u> ka itsaohana sy ankalazaina miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka; Izy dia niteny tamin'ny vavan'ny mpaminany. Isika mino ny Fiangonana Iray, miorina amin'ny fanambaran'ny Apostoly ary manerana izao tontolo izao. Isika manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka sady manantena ny fitsangan'ny maty ary nyy fiainana mandrakizay. Amena".</small>
 
Fiekem-pinoana tany Nikea, an'ny FFKM
 
=== Fiekem-pinoana tany Nikea, an'ny FFKM ===
<small>"Izaho mino an'Andriamanitra tokana, Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho mino an'i Jesoa-Kristy Tompo tokana, Zanaka Lahitokan'Andriamanitra, teraky ny Ray talohan'izao rehetra izao, Andriamanitra avy amin'Andriamanitra, Fahazavana avy amin'ny Fahazavana, Andriamanitra marina avy amin'Andriamanitra marina, nateraka fa tsy natao, iray fomba amin'ny Ray.</small>
 
<small>Izy no nahariana izao rehetra izao, nidina avy any an-danitra ho antsika olombelona sy ho famonjena antsika, ary tonga nofo tao amin'i Maria Virijina noho ny herin'ny Fanahy Masina, ka tonga olombelona nohomboana tamin'ny hazofijaliana ho antsika tamin'ny andron'i Pontio Pilato, nijaly ary nalevina, nitsangana velona tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan'ny Ray ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty ka tsy hanam-pahataperana ny Fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina Tompo sy Mpamelona avy amin'ny Ray <u>sy ny Zanaka</u>, itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka, ary niteny tamin'ny vavan'ny mpaminany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fiangonana iray, Masina, manerana izao rehetra izao, araka ny fanorenan'ny Apostoly.</small>
 
<small>Izaho manaiky ny Batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan'ny maty sy ny fiainana ho avy. Amena."</small>
 
== Jereo koa: ==