Fanekem-pinoana apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Farango sodona
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''Fanekem-pinoana apostolika''' na '''Fiekem-pinoana apostolika''' dia [[fanekem-pinoana]] ampiasain'ny [[Fiangonana katolika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksa]] ary ny [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]]. Fantantra amin'ny andian-teny hoe "'''Izaho mino'''" na ny teny hoe "'''Finoana'''" koa izy io.
 
=== Tantaran'ny Ilay fanekemFiekem-pinoana amin'ny teny grika sy latinaapostolika ===
Ny fanekem-pinoana apostolika dia heverin'ny mpanaraka ny lovantsofina fa noforon'ireo Apostoly. Sahala amin'ny ankamaroan'ny fanekem-pinoana kristiana dia ahitana fehezan-tsoratra telo ny Fanekem-pinoana apostolika, ka ny tsirairay amin'ireo fehezan-tsoratra ireo dia atokana ho an'ny persona tsirairain'ny [[Trinite]], dia ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|Zanaka]] ary ny [[Fanahy Masina]]. Ny fehezan-tsoratra voalohany dia manomboka amin'ny hoe "Mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha"<ref name=":0"><small>Ao amin'ny dikan-teny protestanta malagasy no ahitana izany.</small></ref> na "Izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha"<ref name=":1"><small>Ao amin'ny dikan-teny katolika malagasy no ahitana an'io.</small></ref>; ny faharoa amin'ny hoe "Mino an'i Jsesosy Kristy"<ref name=":0" /> na "Izaho mino an'i Jesoa Kristy"<ref name=":1" />, ary ny fahatelo dia manomboka amin'ny "Mino ny Fanahy Masina aho"<ref name=":0" /> na "Izaho mino ny Fanahy Masina"<ref name=":1" />. Ireo fanambarana telo ireo dia mifanandrify amin'ny fanontaniana telo apetraka amin'ny olona miomana hatao batisa na batemy tao amin'ny fiangonana tany amin'ireo taonjato voalohany teo amin'ny tantaran'ny [[kristianisma]].
 
Hatramin'ny taonjato hafa-15 dia ninoana fa ny Fiekem-pinoana apostolika dia nosoratan'ireo apostoly, ka ny apoastoly tsirairay dia nanolotra fehezankevitra iray avy. Tsy fantatra raha tena avy amin'ny apaostoly marina ity fanekem-pinoana ity, nefa ny lohateniny dia toa milaza fa ny fehezankevitra tsirairay ao amin'io fiekem-pinoana io dia mampahatsiahy izay voasoratra ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]], ary ny fanekem-pinoana dia nosoratana tamin'ny vanimpotoana niandohan'ny Fiangonana.
 
== Votoatin'ny Fanekem-pinoana apostolika ==
 
=== Ilay fanekem-pinoana amin'ny fiteny grika sy latina ===
 
==== Amin'ny fiteny grika ====
Ligne 41 ⟶ 48 :
« <small>Mino an’Andriamanitra Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho, a</small><small>ry mino an’i Jeso</small><small>a</small> <small>Kristy, Zana</small><small>nil</small><small>ahy Tokana Tompontsika.</small> <small>Izay notorontoronina tamin’ny Fanahy Masina, nateraky Maria Virijiny,</small> <small>nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ny hazofijaliana, maty ka nalevina,</small> <small>nidina tany amin’ny fiainan-tsy hita,</small> <small>nitsangana tamin’ny andro fahatelo,</small> <small>niakatra ho any an-danitra,</small> <small>mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra Ray Tsitoha,</small> <small>avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.</small> <small>Mino ny Fanahy Masina aho,</small> <small>ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao,</small> <small>ny fiombonan’ny olona masina,</small> <small>ny famelan-keloka,</small> <small>ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty</small> <small>ary ny fiainana mandrakizay.</small> <small>Amena. »</small>
 
==== Dikan-ten'ny Eglizy Katolika Apostolika Romana eto Madagasikara ====
Toy izao ny endrik'ilay fanekem-pinoana araka ny dikan-tenin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana]]:
 
<br />
Fiekem-pinoana apostoloka ao amin'ny FFKM
 
==== Fiekem-pinoana apostolokaapostolika ao amin'ny FFKM ====
"Izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany.
 
Ligne 53 ⟶ 61 :
 
Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina manerana izao rehetra izao, ny fiombonan'ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan'ny vatana ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amena."
== Fandraisan'ny fiangonana tsirairay azy ==
 
=== Ny fiangonana tandrefana ===
Ny Fanekem-pinoana apostolika dia ampiasain'ny ankamaroan'ny Fiangonana Tandrefana toy ny [[Katolisisma|Katolika]]<small>,</small> ny [[Loteranisma|Loterana]]<small>,</small> ny [[Anglikanisma|Anglikana]]<small>,</small> ny [[Fiangonana nohavaozina|Presbiteriana]] (na Nohavaozina)<small>,</small> ny [[Metodisma|Metodista]] ary ny [[Fiangonana kongregasionalista|Kongregasionalista]]. Tsy ampiasain'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]]) ity fiekem-pinoana ity noho izy tsy mino fa ny Apostoly tokoa no nanoratra azy satria raha izany no izy dia tsy maintsy ho hita tao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]] izany.
 
Amin'izao fotoana izao dia ekena fa nivoatra amin'ny maha fiekem-pinoana momba ny batemy na batisa azy io fiekem-pinoana io. Misy fanovan'io fiekem-pinoana io maro hita tao amin'ny soratr'ireo [[Rain'ny Fiangonana]] toa an'i [[Ireneo avy any Logdanoma|Ireneo]] (latina: ''Irenaeus'') sy i [[Tertoliano]] (latina: ''Tertullianus''), izay iantsoana ireo fiekem-pinoana ireo hoe "fitsipi-pinoana". Tamin'ny taonjato faha-8 dia nisy fiekem-pinoana sahala amin'ny apostolika tao amin'ny soratr'i Md Pirmino (latina: ''Pirminius'').
<br />
 
== Fiangonana mampiasa azy ==
Ny Fiekem-pinoana apostolika dia ampiasaina amin'ny batisa ao amin'ny ankamaroan'ny Fiangonana tandrefana. Ambara ny Fiekem-pinoana apostolika ao amin'ny Fiangonana katolika amin'ny fotoam-pivavahana isan'andro. Ao amin'ny ankamaroan'ny Fiangonana protestanta dia ampiasaina io fanekem-pinoana io amin'ny fanompoam-pivavahana isan'Alahady. Ny Anglikana sy ny Loterana dia mampiasa azy amin'ny vavaka maraina sy hariva.
Ny Fanekem-pinoana apostolika dia ampiasain'ny ankamaroan'ny Fiangonana Tandrefana toy ny [[Katolisisma|Katolika]]<small>,</small> ny [[Loteranisma|Loterana]]<small>,</small> ny [[Anglikanisma|Anglikana]]<small>,</small> ny [[Fiangonana nohavaozina|Presbiteriana]] (na Nohavaozina)<small>,</small> ny [[Metodisma|Metodista]] ary ny [[Fiangonana kongregasionalista|Kongregasionalista]]. Tsy ampiasain'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]]) ity fiekem-pinoana ity noho izy tsy mino fa ny Apostoly tokoa no nanoratra azy satria raha izany no izy dia tsy maintsy ho hita tao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]] izany.
 
=== Fiangonana mampiasa azytatsinanana ===
Tsy ampiasain'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]]) ity fiekem-pinoana ity noho izy tsy mino fa ny Apostoly tokoa no nanoratra azy satria raha izany no izy dia tsy maintsy ho hita tao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]] izany. Ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] no ampiasain'ny Fiangonana ortodoksa.
 
== Jereo koa: ==
Ligne 63 ⟶ 77 :
 
* [[Fanekem-pinoana atanaziana]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==