Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-4:
''Σύμβολον τῆς Νικαίας'' (Súmbolon tês Nikaías) na ''Σύμβολον τῆς πίστεως'' (Súmbolon tês písteôs) no anaran'ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika fa ''Symbolum Nicaenum'' kosa amin'ny teny latina. Maro amin'ireo fiangonana niforona taty aoriana no tsy mampiasa io fiekem-pinoana io noho izy ireo manohitra ny [[Trinite]].
 
Manamafy ny maha [[Zanak'Andriamanitra]] sadysy ny maha Andriamanitra an'i [[Jesosy]] Kristy io fanekam-pinoana io. Hamafisiny koa ny maha Adriamanitra ny [[Fanahy Masina]] nefa tsy Andriamanitra maro izany fa [[Monoteisma|Andriamanitra tokana]]. Izany dia entina hamaritra ny finoana ny maha [[Trinite|Telo Izay Iray]] na [[Trinite]] an'Andriamanitra.
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa|Ortodoksa]] sy ny [[Fiangonana katolika|Katolika]] ary ny ankamaroan'ny [[Protestantisma|fiangonana protestanta]] na ireo fiangonana nipoitra avy aminy dia manaiky sy mampiasa io fanekem-pinoana io.Nisy fiovany izy taty aoriana tamin'ny nampidiran'ny Fiangonana Tandrefana ny hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''[[Filioque]]'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / kaὶ toū Uioū). Ireo fiangonana tsy mino ny [[Trinite]] toa ny Fiangonan'i Jerosalema Vaovao sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]] <ref><small>Dallin H. Oaks, [http://lds.org/ensign/1995/05/apostasy-and-restoration Apostasy And Restoration], Ensign, May 1995</small></ref> ary ny [[Vavolombelon'i Jehovah]] dia tsy manaiky ny filazana sasany ao amin'io fiekem-poinoana io.