Kleôpatra VII: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Rohy sns Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée |
||
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Kleoptra VII''' na '''Kleopatra VII Filopatora''' na '''Kleopatra VII Tea Neotera Filopatrisy'''
Teraka tamin'ny taona 69 na 68 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 30 na 29 tal. J.K. Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia atao hoe ''Κλεοπάτρα Θεὰ Φιλοπάτωρ'' / ''Kleopatra Theà Philopatôr'' (izay midika hoe "Kleopatra Andriamanibavy Tia Ray")
Nandray anjara tamin'ny ady an-trano nifanandrinan'i Marko Antonio amin'i Oktavo i Kleopatra ka resy tamin'ny ady tao Aktioma tamin'ny taona 31 tal. J.K. Izany fahareseny izany dia nahafahan'ny Romana nanafika sy naka an'i Egipta, ka tapitra teo ny vanimpotoana helenistika.
Malaza noho ny nisakaizany tamin'i [[Jolio Kaisara]]
== Jereo koa ==
|