Kleôpatra VII: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
'''Kleoptra VII''' na '''Kleopatra VII Filopatora''' na '''Kleopatra VII Tea Neotera Filopatrisy''' I Kleopatra dia mpanjakavain'i Egipta avy amin'ny [[dinastia lagida]] nanjaka tamin'ny taona 69 hatramin'ny taona 30 tal. J.K. niaraka tamin'ireo vady sady anadahiny, dia i [[Ptolemaiosy XIII]] sy i [[Ptolemaiosy XIV]], avy eo niaraka tamin'ilay jeneraly romana atao hoe [[Marko Antonio]] (latina: ''Marcus Antonius'').
 
Teraka tamin'ny taona 69 na 68 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 30 na 29 tal. J.K. Amin'ny teny grika dia atao hoe ''Κλεοπάτρα Θεὰ Φιλοπάτωρ'' / ''Kleopatra Theà Philopatôr'' (izay midika hoe "Kleopatra Andriamanibavy Tia Ray") ;avy eo ''Θεὰ Νεωτέρα Φιλοπάτριϛ'' / ''Theà Neôtera Philopatris'' (izay midika hoe "Andriamanibavy Tia ny Tanindrazany"). I [[Ptolemaiosy XII Aoletesy]] no rainy. Ny vadiny dia [[Ptolemaiosy XIII Teosy Filopatora]], i [[Ptolemaiosy XIV]], ary i [[MarkaMarko Antonio]]. Ny zanany dia Kaisariona, i Kleopatra Selena II, I Aleksandra Heliosy, ary i Ptolemaiosy Filadelfosy.
 
Nandray anjara tamin'ny ady an-trano nifanandrinan'i Marko Antonio amin'i Oktavo i Kleopatra ka resy tamin'ny ady tao Aktioma tamin'ny taona 31 tal. J.K. Izany fahareseny izany dia nahafahan'ny Romana nanafika sy naka an'i Egipta, ka tapitra teo vanimpotoana helenistika.