Ptôlemaiôsy XI: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Nirahina tany Kosy izy tamin'ny taona 103 tal. J.K. ka nosamborin'i Mitridata VI mpanjakan'i Ponto niaraka tamin'i zana-drahalahin-drainy Ptolemaiosy mpanjakan'i [[Kiprosy]] tamin'i Mitridata naka ny nosy Kiprosy tamin'ny taona 88 tal. J.K. Nandritra ny fotoana nahavoafonja azy dia notezaina tao amin'ny lapan'ny mpanjakan'i Ponto izy ka afaka nifampiresaka tamin'i [[Mitridatesy VI any Pontosy|Mitridata VI]] sy i Sila (na Sola; latina: ''Lucius Cornelius Sulla'') mba handositra sy hikambana ami'ity farany. Rehefa maty i [[Ptolemaiosy IX Sotera II Latirosy]] dia izy no tokony handova azy eo amin'ny fanjakan'i Egipta. Tamin'ny fiantombnohan'ny taona 80 tal. J.K. dia noteren'i Sila ho mpankakan'ny mponin'i Aleksandria izy.
 
== Jereo koa ==
<br />
 
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].