Ptôlemaiôsy IX: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Ptolemy IX. Soter II - tetradrachma.jpg|vignette|395x395px|Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy IX Sotera II]]
I '''Ptolemaiosy IX''' na '''Ptolemaiosy IX Sotera II''', izay nahazo ny tovan'anarana hoe '''Latirosy''', dia faraon'i Egipta avy amin'ny [[fianakaviana lagida]] izay nanjaka tamin'ny taona 116 hatramin'ny taona 107 tal. J.K. avy eo tamin'ny taona 80 hatramin'ny 81 tal. J.K. (na 88 hatramin'ny 80 tal. J.K.). Teraka tamin'ny taona 143 na 142 tal. J.K. ary maty tamin'ny taona 80 tal. J.K. Izy no lahimatoan'i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] tamin'i Kleopatra III Evergetesy. Atao hoe ''Πτολεμαῖος Σωτήρ'' / ''Ptolemaĩos Sôtêr'' izy amin'ny teny grika. Ny hoe Λάθυρος / ''Láthuros'' dia tovan'anarana azony noho izy nahitana bokotra tamin'ny orony. Ny hoe ''Sôtêr'' dia midika hoe "mpamonjy".
 
== Jereo koa ==
 
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].