Ptôlemaiôsy III: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Octadrachm Ptolemy III BM CMBMC103.jpg|vignette|280x280px|Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy III]]
I '''Ptolemaiosy III''', izay atao hoe '''Ptolemaiosy III Evergetesy I''' dia mpanjakan'i Egipta sy [[faraona]] tamin'ny taona 246 tal. J.K hatramn'ny taona 222 tAl. J.K, avy amin'ny [[dinastia lagida]], zanak'i [[Ptolemaiosy II Filadelfosy]] izay nodimbiasiny. I Arisnoe I no reniny. Tsy fantatra ny taona nahaterahany (eo anelanelan'ny taona 285 sy 275 tal. J.K., misy ny manolotra ny taona 284 na 282 tal. J.K.). Maty tamin'ny taona 222 tal. J.K. izy. Tamin'ny nanjakany no nahatraran'i Egipta notapahin'ny Lagida ny fara tampon'ny tanjany sy ny fandrosoany. I [[Ptolemaiosy IV]] no nandimby azy.
 
== Jereo koa ==
 
=== Ireo mpanjaka lagida nifandimby ===
[[Ptolemaiosy I]] - [[Ptolemaiosy II]] - [[Ptolemaiosy III]] - [[Ptolemaiosy IV]] - [[Ptolemaiosy V]] - [[Ptolemaiosy VI]] - [[Ptolemaiosy VII]] - [[Ptolemaiosy VIII]] - [[Ptolemaiosy IX]] - [[Ptolemaiosy X]] - [[Ptolemaiosy XI]] - [[Ptolemaiosy XII]] - [[Berenike IV]] - [[Kleopatra VII]] - [[Arsinoe IV]] - [[Ptolemaiosy XIII]] - [[Ptolemaiosy XIV]] - [[Ptolemaiosy XV]].
<br />