Kleôpatra VII: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanagasy fanoratana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''Kleoptra VII''' na '''Kleopatra VII Filopatora''' na '''Kleopatra VII Tea Neotera Filopatrisy''' I Kleopatra dia mpanjakavain'i Egipta avy amin'ny [[dinastia lagida]] nanjaka tamin'ny taona 69 hatramin'ny taona 30 tal. J.K. niaraka tamin'ireo vady sady anadahiny, dia i [[Ptolemaiosy XIII]] sy i [[Ptolemaiosy XIV]], avy eo niaraka tamin'ilay jeneraly romana atao hoe [[Marko Antonio]] (latina: ''Marcus Antonius'').
'''Kleoptra VII''' dia vehivavy mpanao politika teraka ny 1 Oktobra 68 ary maty ny 10 Aogositra 29 tal. J.K.
 
==Ny fiainany manokana==
Teraka tamin'ny taona 69 na 68 tal. J.K. izy ary maty tamin'ny taona 30 na 29 tal. J.K. Amin'ny teny grika dia atao hoe ''Κλεοπάτρα Θεὰ Φιλοπάτωρ'' / ''Kleopatra Theà Philopatôr'' (izay midika hoe "Kleopatra Andriamanibavy Tia Ray") ;avy eo ''Θεὰ Νεωτέρα Φιλοπάτριϛ'' / ''Theà Neôtera Philopatris'' (izay midika hoe "Andriamanibavy Tia ny Tanindrazany"). I [[Ptolemaiosy XII Aoletesy]] no rainy. Ny vadiny dia Ptolemaiosy XIII Teosy Filopatora, i Ptolemaiosy XIV, ary i Marka Antonio. Ny zanany dia Kaisariona, i Kleopatra SelenASelena II, I Aleksandra Heliosy, ary i Ptolemaiosy Filadelfosy.
 
Nandray anjara tamin'ny ady an-trano nifanandrinan'i Marko Antonio amin'i Octavo i Kleopatra ka resy tamin'ny ady tao Aktioma tamin'ny taona 31 tal. J.K. Izany fahareseny izany dia nahafahan'ny Romana nanafika sy naka an'i Egipta, ka tapitra teo vanimpotoana helenistika.
 
Malaza noho ny nisakaizany tamin'i Jolio Kaisara izy avy eo tamin'i Marko Antonio izay samy niterahany i Kleopatra VII.
 
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]