Ptôlemaiôsy VI: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Ptolemy VI Philometor ring.jpg|vignette|356x356px|Peratr'i Ptolemaiosy VI maneho azy amin'ny maha mpanjaka henenistika azy]]
I '''Ptolemaiosy VI''' na '''Ptolemaiosy VI Filometora''' dia faraon'i Egipta avy amin'ny [[dinastia lagida]] izay nanjaka tamin'ny taona 180 tal. J.K. hatramin'ny taona 170 tal. J.K. sady lasa niara-nanjaka tamin'i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] rahalahiny tamin'ny taona 169 tal. J.K. hatramilnan'ny taona 145 tal. J.K. Zanak'i [[Ptolemaiosy V Epifanesy]] tamin'i Kleopatra I Sira izy. Nandimby an'i Ptolemaiosy V Epifanesy rainy izy ary nodimbiasin'i [[Ptolemaiosy VII]]. Teraka tamin'ny taona 186 izy ary maty tamin'ny taona 145 tal. J.K. Amin'ny [[teny grika]] dia atao hoe ''Πτολεμαῖος Φιλομήτω''ρ, ''Ptolemaĩos Philomḗtōr'' ka ny hoe ''Philomḗtōr'' dia midika hoe "tia reny".