Loteranisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Lutherrose.svg|vignette|258x258px|''Raozin'i Lotera'']]
Ny '''[[Loteranisma]]''' na [[Loteranisma|'''Loterianisma''']] dia iray amin'ny sampana lehiben'ny [[protestantisma]] izay sampan'ny [[kristianisma]] no sady ilazana ny [[teolojia]] nipoitra avy amin'ny fandinihana sy soratr'ilay teolojiana sy monka (na moanina) aogostiniana alemàna atao hoe [[Martin Luther|Martin Lotera]] (alemàna: ''Martin Luther''), nanomboka tamin'ny taona 1517. Izany fandinihana izany dia niteraka ny teolojia protestanta sy ireo fiangonana protestanta tamin'ny taonjato faha-16, sady nipetraka ho loharano amin'ny [[Tenim-pinoana|tenim-pianoana]] (na dogma) ao amin'ny teolojin'ny fiangonana loterana maro, indrindra any [[Alemaina]] sy any [[Skandinavia]] ([[Danmarka|Danemarka]], [[Norvezy]], sns.).
[[Sary:MartinLuther-workshopCranachElder.jpg|vignette|''MarteMartin Lotera'', nataon'i Lucas Cranach der Ältere, taona 1529.]]
Ahitana fiangonana loterana koa ny any amin'ny faritra na firenena hafa toa an'i [[Alzasa]], i [[Lorena]], i [[Madagasikara]], i [[Namibia]], i [[Polonia]] ary ireo firenena balta. Mahakasika ny finoan'ny Kristiana loterana sy ireo Fiangonana loterana ary ny antontan-tsoratra momba ny teolojia sy ny anjara asanan'ny fiangonana ny loteranisma. Harena iombonan'ny [[Fanavaozam-piangonana|Fanavaozam-piangonana protestanta]] ny teolojian'i Lotera.