Ptôlemaiôsy III: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Olona tamin'ny Andro Taloha
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 7 Oktobra 2019 à 07:15

I Ptolemaiosy III, izay atao hoe Ptolemaiosy III Evergetesy I dia mpanjakan'i Egipta sy faraona tamin'ny taona 246 tal. J.K hatramn'ny taona 222 tAl. J.K, avy amin'ny dinastia lagida, zanak'i Ptolemaiosy II Filadelfosy izay nodimbiasiny. I Arisnoe I no reniny. Tsy fantatra ny taona nahaterahany (eo anelanelan'ny taona 285 sy 275 tal. J.K., misy ny manolotra ny taona 284 na 282 tal. J.K.). Maty tamin'ny taona 222 tal. J.K. izy. Tamin'ny nanjakany no nahatraran'i Egipta notapahin'ny Lagida ny fara tampon'ny tanjany sy ny fandrosoany. I Ptolemaiosy IV no nandimby azy.

Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy III