Tantaran' i Sozana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Fandraisana ny ''Tantaran'i Sozana'' ==
Ao amin'ny [[Bokin'i Daniela|Bokin'i Daniely]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ireo [[Baiboly ortodoksa]] (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly protestanta]]. Ao amin'ny [[Septoaginta|Septoanjinta]] dia boky manokana, fa tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela, ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika ho isan'ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.
 
Ao amin'ny Baiboly jiosy amin'ny teny grika, ny [[Septoaginta|Septoanjinta]], dia boky manokana tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika sy ny Ortodoksa ho isan'ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.
Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] fa tamin’ny [[Fiteny grika|fiteny grika]], dia tsy noraisin’ny Protestanta sy ny Jiosy any Palestina ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.
 
Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] fa tamin’ny [[Fiteny grika|fiteny grika]], dia tsy noraisin’ny Protestanta sy ny Jiosy any Palestina sy Protestanta ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.
 
== Fizaràn'ny ''Tantaran'i Sozana'' ==