Herôda Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:HerodtheGreat (cropped).jpg|vignette|I Heroda Lehibe]]
I '''Heroda Lehibe''' na '''Heroda I Lehibe''' dia mpanjakan'i [[Jodea]] (na Jodia) izay notohanan'ny Romana sady lazaina ao amin'ny lovantsofina jiosy sy kristiana fa mpanjaka nanao didy jadona sy ratsy fanahy. Teraka tamin'ny taona 73 tal. J.K. sady maty tamin'ny taona 4 taor. J.K. izy. Nanomboka tamin'ny taona 37 tal. J.K. ka nifarana tamin'ny taona 4 taor. J.K. ny fanjakany.
 
== Ny anarany ==
I Heroda Lehibe dia atao hoe הוֹרְדוֹס הַגָּדוֹל / ''Horedos haGadol'' amin'ny teny hebreo, sy ''Ἡρῴδης ὁ Μέγας'' / ''Hêrôdês ho Mégas'' amin'ny [[teny grika]], ary ''Caius Iulius Herodes'' amin'ny [[teny latina]].
 
== Ny fianakaviany ==
Isan'ny taranaka mpanjaka atao hoe [[Herodiana]] i Heroda Lehbe. Teraka tamin'ny taona 73 tal. J.K. sady maty tamin'ny taona 4 taor. J.K. izy. Teraka tao [[Palestina]] atsimo i Heroda ary [[Arabo (olona)|Arabo]] ny ray aman-dreniny. I Antipatrosy no rainy ary i Kiprosy no reniny.
 
Ireto avy ireo vehivavy novadiny sy ny zanany tamin'izy ireo:
Andalana faha-20:
 
== Ny tantarany ==
Teraka tao Palestina atsimo i Heroda ary Arabo ny ray aman-dreniny. I Antipatrosy no rainy izay notendren'i [[Jolio Kaisara]] tamin'ny taona 47 tal. J.K. ho mpanapaka an'i Jodea. I [[Pompeio Lehibe]] dia efa nanongana azy tao amin'ny fanjakan-taranaka hasmoneana. Na dia nanohitra aza ny [[Hasmoneana]] dia nanaiky an'i Heroda ho mpanjaka talintamin'ny taona 39 tal. J.K. ny Antenimierandoholona romana, nefa tsy tena nanomboka nanjaka izy raha tsy tamin'ny taona 37 tal. J.K. Nanamafy ny fahefany manoloana ny [[Jiosy]] izy tamin'ny nanambadiany an'ilay andriambavy asmoneanahasmoneana atao hoe Mariamna izay nampamonoiny taty aoriana tamin'ny taona 29 tal. J.K.
 
Nokorontanin'ny ady nisy teo amin'ireony antoko jiosy roa, dia ny [[Sadoseo]] (na Sadoseanina) sy ny [[Fariseo]] (na Farizianina) ny fiandohan'ny fotoana nanjakan'i Heroda, nanampy trotraka koa ny tsy hafaliam-pon'ireo taranaka hasmoneana sisa izay niombona tamin'ny mpanjakavavin'i Egipta atao hoa [[Kleopatra VII|Kleopatra]]. Nandresy ihany i Heroda tamin'ny farany indrindra noho ny faharesen'i Kleopatra sy i [[Marko Antonio]] nanoloana an'i Kaio Oktavio (ilay nananajary emperora taty aoriana, dia i [[Aogosto]]). Na dia nanohana an'i Marko Antonio aza i Heroda tamin'ny adiny tamin'i Oktavio, dia nanohana an'i Heroda ho mpanjaka i Oktavio tamin'ny taona 31 tal. J.K. satria nihevitra ity farany fa hanapaka araka ny baikon'i Roma i Heroda.
 
Rehefa maty i Heroda dia nizara telo tamin'ireo zanany lahy telo i Jodea, dia i [[Heroda Antipasy]] sy i [[Arkelaosy]] ary i [[Heroda Filipo II]]. Na dia nanaraka ny fombam-pivavahana jiosy aza i Heroda, ary na dia teo aza ny fiezahany hahazo ny fankasitrahan'ny [[Jiosy]], dia tsy tian'ny Jiosy i Heroda noho izy [[Jentilisa]] sady sakaizan'ny Romana.
[[Sary:PikiWiki Israel 34719 Lower level of the northern palace in Masada.JPG|vignette|Lapa avaratr'i Masada namboarin'i Heroda Lehiba tamin'ny taona 25 tal. J.K.]]
 
== Zava-bitany ==
Teo anelanelan'ny taona 25 sy 13 tal. J.K. dia niroborobo ara-toekarena i Jodea. Nanao asa fanborenanafanorenana maro i Heroda, ka isan'izany fanorenana teratrateatra sy anfiteatra ary toeram-pilalaovana tao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] sy tao [[Jeriko]] ary tao [[Kaisarea]] (na Sezarea na Kaisaria) mba hanomezam-boninahitra an'i Aogosto. Nanamboatra na nanao fanarenana toeram-pamaharana i Heroda mba hiarovany an'i Jodea amin'ny fanafihan'ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Isan'ny namboariny koa i [[Masada]]. Nanao fanitarana ny [[Tempolin'i Jerosalema]] izy izay nantsoina hoe [[Tempolin'i Heroda]] rehefa vita. Ratsy fiafara ny fanjakany noho ny fisian'ny fiokoana tao an-dapa ka nahafaty azy tamin'ny taona 4 taor. J.K.
 
== Lovantsofina kristiana ==
I Heroda Lehibe dia voalaza ao amin'ny lovantsofina kristiana, araka ny [[Evanjelin'i Matio]] (Mat. 2.16) ho nandripaka zazalahy kely tsy manan-tsiny mba hahafaty an'i [[Jesosy]] zaza tao [[Betlehema]].