Kôrinto tamin' ny Andro Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k New undistorted picture of the temple of Apollo in much higher resolution, quality image on commons
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Isthme Corinthe fr.png|vignette|362x362px|Sarintanin'i Korinto]]
I '''Korinto''' dia tanan-dehibe sady fanjakana tao amin'ny andilan-tanin'i Korinto, andilan-tany mampitohy an'i Peloponeso (grika: ''Πελοπόννησος'' / ''Pelopónnēsos'') amin'ny tapan'i [[Grisia tamin'ny andro taloha|Grisia]] eny amin'ny tanibekontinenta, eo anelanelan'ny [[Atenay]] (grika: Ἀθῆναι / ''Athễnai'') sy i [[Sparta]] (grika: Σπάρτη / ''Spártê''). Atao hoe ''Κόρινθος'' / ''Kórinthos'' izy amin'ny teny grika. Ny tananan'i Korinto amin'izao andro izao dia hita eo amin'ny 5 km avaratra-atsinanan'ireo sisam-paharavana tranany. Hatramin'ny 1896 no mankaty dia nisy fikarohana arkeolojnikaarkeolojika nataon'ny ''American School of Classical Studies at Athens'' izay nahitana ny ampahany lehibe tamin'ilay tanàna tranainy, sy fisavana vao tsy ela akory nataon'ny ministeraMinistera grika momba ny kolontsaina izay nahitana zava-baovao araka arkleolojia tao amin'ilay tanàna.
[[Sary:Korinth BW 2017-10-10 10-55-28.jpg|vignette|266x266px|Sisam-paharavàn'ny tempolin'i Apolo tao aminin'i Korinto]]
I Korinto dia iray amin'ireo tanan-dehibe vitsy tany amin'ny [[Andro Taloha]] izay tsy nanao politikam-panjakazakana ([[imperialisma]]). Ny nataony dia ny ny hampanan-karena azy tamin'ny alalan'ny raharaham-barotra sady niaro ny fahafahana tamin'ny fikendren'ny tanàna grika maro fahizay hanitatra ny fanjakazakany. Nanohitra ny zavatra tian'ny Makedoniana sy Akeana ary Romana hatao aminy koa io tanàna io.
 
Taorian'ny nadravan'ny [[Repoblika romana]] azy tamin'ny tana 146 taor. J.K. dia nitsangna indray i Korinto tamin'ny andron'ny [[Empira Romana|Empira romana]] sady nandroso noho ny fanjanahan-tany sy ny ''Pax romana'' (Fandriapahalemana romana) talohan'ny tsy hahitana azy intsony tamin'ny fiafarananfiafaran'ny tapany farany amin'ny [[Andro Taloha]]. I Korinto tamin'ny Andro Taloha dia isan'ireo tanàna lehibe indrindra sady nanana ny naha izy azy tany Grisia, ka nahitana mponina miisa 90 000 tany ho any tamin'ny taona 400 tal. J.K.

Tamin'ny taona 44 tal. J.K., ny Romana dia nanorina tanàna vaovao teo amin'ny nisy ny tanana taloha sady nanao an'izany tanàna izany ho renivohitry ny faritanin'i Grisia nandritra ireo [[taompolo]] manaraka.