Lakandranon' i Suez: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 110 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q899 (translate me)
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:SuezCanal-EO.JPG|ankavanana|thumb|Ny lakandranon'i Suez hita avy amin'ny zanabolana]]
 
Ny [['''lakandranon'i Suez]]''' dia lakandrano any [[Ejipta]], eo anelanelan'ny [[Ranomasina Mena]] sy ny ranomasina[[Ranomasina Mediteranea]]. 190,25 km ny halavany, 280-345 m ny ampohiny, ary 22,50 m ny halaliny. Miampita ny isman'i Suez izy, avy any [[Port-Saïd]] eo amin'ny ranomasinaRanomasina Mediteranea, hatrany amin'ny tanànan'ny [[Suez]] eo amin'ny ranomasinaRanomasina Mena. AfahanAhafahan'ireo ranomasina roa ireo mifandray izany.
 
Nanomboka tamin'ny [[1859]] ilay tetikasa fandavahanafangadiana azy, ary tapitra tamin'ny [[1869]] izyizany. Ny diplômata sy inzenierainjeniera frantsay [[Ferdinand de Lesseps]] no nitondra ilay tetikasa. Io lakandrano io dia afahanahafahan'ny sambo avy ao [[Eoropa]] makany [[India]] tsy mila mandalo any [[Afrika atsimoAtsimo]] eo amin'ny Cap de Bonne Esperance. talohanTalohan'ny fanokafana ilay lakandrano tamin'ny [[1869]], ny entana dia tsy maintsy entina amin'ny tanyan-tanety eo anelanelan'ny [[Ranomasina Mediteranea]] sy ny [[Ranomasina Mena]].
 
Noho ny fahombiazany nohoizay nynampitombo fitombon'nyisa isan'ny sambo mandalo ao, ny lakandranon'i Suez dia fidiram-bola fahatelo any [[Ejipta]]. Raha sanatria misy voinazavatra manentsina ilay lakandrano, ny vola very amin'izany dia misy 7 tapitrisa dollardolara isan-'andro.
 
Ny tompon' io lakandrano io dia ny [[Suez Canal Authority]], tompon' andraikitry ny fikarakarana azy.