Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Epistily ho an'ny Galatiana|'''Epistily''' '''ho''' '''an'ny''' '''Galatiana''']] na [[Epistily ho an'ny Galatiana|'''Taratasin'i''' '''Masindahy''' '''Paoly''' '''ho''' '''an'ny''' '''GalatianinaGalatia''']] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly [[Paoly (apostoly)|Paoly]] ho an'ny fiangonana kristiana tany [[Galatia]] izany. Teo anelanelan'ny taona 50 sy 60 no nanoratana azy.
 
Vao eny am-piandohan'ny taratasy i Paoly dia manambara ny tenany ho [[apostoly]] marina ary ny fampianarany dia fampianarana marina (Gal. 1.1-10). Nisy mantsy ireo izay nilaza fa apostoly sandoka manao fampianarana tsy izy i Paoly. Ny asa famitana iraka ataon'i Paoly dia avy amin'i [[Kristy]] sady nahazo fankatoavana avy amin'ireo Apostoly ao Jerosalema izy (Gal. 1.18 - 12.10). Nanitsy an'i [[Petera]] i Paoly raha nitsahatra tamin'ny fiaraha-misakafo tamin'ny Kristiana [[jentilisa]] / [[jentily]] izay tsy nanaraka ny [[Lalàn'i Mosesy]] (Gal. 2.1-18). Ny [[finoana irery ihany]], hoy i Paoly, no mahavonjy, hatramin'ny andron'i [[Abrahama]] izany tamin'ny nahazoany fampanantenana avy amin'Andriamanitra. Mijoro ho vavolombelona i Paoly fa velon'ny finoany an'i [[Jesosy|Kristy]] (Gal. 2.19-20).