Epistily ho an' ny Galatiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny [[Epistily ho an'ny Galatiana|'''Epistily''' '''ho''' '''an'ny''' '''Galatiana''']] na [[Epistily ho an'ny Galatiana|'''Taratasin'i''' '''Masindahy''' '''Paoly''' '''ho''' '''an'ny''' '''Galatianina''']] dia boky hita ao amin'ny [[Baiboly]], ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ny atao hoe [[epistily]]. Taratasy nalefan'ny Apostoly [[Paoly (apostoly)|Paoly]] ho an'ny fiangonana kristiana tany [[Galatia]] izany. Teo anelanelan'ny taona 50 sy 60 no nanoratana azy.
 
Vao eny am-piandohan'ny taratasy i Paoly dia manambara ny tenany ho [[apostoly]] marina ary ny fampianarany dia fampianarana marina (Gal. 1.1-10). Nisy mantsy ireo izay nilaza fa apostoly sandoka manao fampianarana tsy izy i Paoly. Ny asa famitana iraka ataon'i Paoly dia avy amin'i [[Kristy]] sady nahazo fankatoavana avy amin'ireo Apostoly ao Jerosalema izy (Gal. 1.18 - 12.10). Nanitsy an'i [[Petera]] i Paoly raha nitsahatra tamin'ny fiaraha-misakafo tamin'ny Kristiana [[jentilisa]] / [[jentily]] izay tsy nanaraka ny [[Lalàn'i Mosesy]] (Gal. 2.1-18). Ny [[finoana irery ihany]], hoy i Paoly, no mahavonjy, hatramin'ny andron'i [[Abrahama]] izany tamin'ny nahazoany fampanantenana avy amin'Andriamanitra. Mijoro ho vavolombelona i Paoly fa velon'ny finoany an'i [[Jesosy|Kristy]] (Gal. 2.19-20).
 
Ity taratasy ity dia miresaka momba ny iray amin'ireo loza mananontanona ny Fiangonana amin'ny fotoana rehetra, dia tsy inona izany fa ny fianteherana amin'ny Lalàna. Mamaritra ny tena fahafahana kristiana io taratasy io, dia ny fahafahan'ny [[zanak'Andriamanitra]].
 
== Ny anaran'ny boky ==