Makedônia (faritany rômana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanaran'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Makedonia''' na '''Masedonia''' na '''Masedoana''' dia faritany romamana nivelatra any avaratr'i Grisia sy ampahan'i [[Albania]] ary i Makedonia Avaratra ankehitriny. I [[Tesalonika]] no renivohiny tamin'izay. Atao hoe '''Faritany rômananromanan'i Makedonia''' izy. Amin'ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Macedonia'' io faritany io. Io faritany io nofehezin'ny pretoriopretora (latina: ''prætor'')<ref><small>Ny pretora (latina: ''prætor'') dia olom-panjakana teo amin'ny Empira rômana izay manana laharam-boninahitry ny loholona (senatera) sady miandraikitra ny fifehezana tanàna no misahana raharaham-pitsarana.</small></ref>.
 
Niorina tamin'ny taona 146 tal. J.K. ny Faritany romananrômanan'i Makedonia, izay nandimby ny Fanjakan'i Makedonia notapahin'ny mpanjaka farany atao hoe Andriskosy (grika: ) nefa resin'ny jeneraly romana atao hoe Quintus Cæcilius Metellus tamin'ny taona 148 tal. J.K. Nahafaoka an'i Botiea (latina: ''Bottǐaea'') sy i Elimea (latina: ''Elimēa'') ary i Eordea (latina: ''Eordaea'') izy.
 
Tamin'ny taonjato faha-3 dia nizara ny faritanin'i Makedonia ka niteraka ny faritanin'i Makedonia Voalohany (latina: ''Macedonia Prima'') ao atsimo sy i Makedonia Faharoa (latina: ''Macedonia Secunda'') ao avaratra.
 
Tamin'ny taona 318 dia nampidirina tao amin'ny diosezin'i Makedonia ireo faritany roa ireo, nefa kely kokoa noho i Makedonia taloha io diosezy io satria ny EpiraEpiro Vaovao (latina: ''Epirus novus'') sy ny an'i EpiraEpiro Tranainy (latina: ''Epirus vetus'') ary ny an'i Tesalia (latina: ''Thessalia'') dia naka tamin'ny faritanin'i Makedonia. Ny diosezin'i Makedonia dia miankina amin'ny pretorionpretoran'i [[Iliria]] (latina: ''Illyria'').
 
Taorian'ny fizarànan'ny Empira romana tamin'ny taona 395 dia lasan'ny Empira romana any Atsinanana i Makedonia.: Ataoatao hoe ''Makedonia bizantina'' izy amin'izay.
 
== Loharano sy fanamarihana ==