Jerosalema (Andro Taloha): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantaran'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
I '''Jerosalema''' dia tanàna any amin'ny faritra [[Kanaana]] nonenan'ny [[Jebosita]] tamin'ny [[Andro Taloha]] izay azon'i [[Davida (mpanjaka)|Davida]] mpanjaka ka nataony renivohitry ny fanjakany.
 
== I JerosalemaVanimpotoana talohan'ny fahababoana babilona ==
 
=== Nandritra ny fitondran'i Davida sy i Solomona ===
Andalana faha-9:
Taorian'ny fisarahan'ny fanjakana israelita ho roa, ka niteraka ny [[Fanjakan'i Jodà]] any atsimo sy ny [[Fanjakan'i Samaria]] any avaratra, dia lasa renivohitry hy fanjakana atsimo i Jerosalema.
 
== Vanimpotoana babiloniana sy persiana akemenida ==
== I Jerosalema nandritra ny fahababoana babiloniana ==
 
=== I Jerosalema nandritra Vanipotoan'ny fahababoana babiloniana ===
Tamin'ny taona 587 tal. J.K dia noravan'i [[Nebokadnezara]] mpanjakan'i [[Babilona]] i Jerosalema mbamin'ny Tempoly tamin'ny nanafihan'ny Babiloniana sy nandravany ny Fanjakan'i Jodà, sady natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] ny mponina tao.
 
== I Jerosalema taorian'ny fahababoana ==
 
=== Fanorenana indray ny tanàna sy ny Tempoly ===
Taty aoriana dia resin'ny [[Persiana]] [[akemenida]] ny Babiloniana ka nalalaka amin'izay ny fivavahan'ny vahoaka sy ny firenena notapahin'ny mpajaka persiana. Teo anelanelan'ny taona 520 sy 515 tal. J.K. dia nahazo alalana hiverina any Jerosalema ny Jiosy babo ka afaka nanorina indray ny [[Tempoly Faharoa|Tempoly]] sy ny tanàna ary ny manda. Tsy tafaverina tamin'ny endriny taloha anefa izany fa tsotsotra kokoa noho ny tamin'ny andron'i Solomona.
 
== Vanimpotoana helenistika ==
 
=== Vanimpotona lagida sy seleokida ===
Rehefa notafihin'i [[Aleksandra Lehibe]] ny i [[Palestina]] ka azony dia ny [[Lagida]] sy ny [[Seleokida]] no nifandimby nanapaka an'i Jerosalema sy ny faritra manodidina azy. Nikomy ny [[Fikomian'ny Makabeo|Makabeo]] tamin'ny taona 143 tal. J.K. ka nahazo fahaleovan-tena ny Jiosy ary lasa renivohitry ny fanjakana jiosy nandritra ny 80 taona indray i Jerosalema.
 
=== Vanimpotoana hasmoneana ===
Nikomy ny [[Fikomian'ny Makabeo|Makabeo]] tamin'ny taona 143 tal. J.K. ka nahazo fahaleovan-tena ny Jiosy ary lasa renivohitry ny fanjakana jiosy nandritra ny 80 taona indray i Jerosalema.
 
== Vanimpotona romana sy bizantina ==
 
=== Vanimpotoana romana ===
Tamin'ny taona 63 taor. J.K. dia azon'ny Romana i Jerosalema. Noravan'ny Romana ny tanàna tamin'ny taona 70 taorian'ny fikomian'ny tia tanindrazana. Tamin'ny taona 135 taor. J.K. dia nikomy tamin'ny Romana indray ny Jiosy notarihin'i Bar-Kokba izay tsy nahomby. Nanorina tanànam-boanjo tsy azon'ny Jiosy aleha ny Romana teo amin'ny sisam-paharavàn'i Jerosalema.
 
=== NandritraVanimpotoana ny fitondrana helenistabizantina ===
Tamin'ny andron'ny Empira kristiana dia lasa ivotoeran'ny fivahiniana masina i Israely, indrindra fa i Jerosalema. Nanorina bazililka tao ny emperora [[Konstantino I|Konstantino]], izay nantsoina amin'ny anarana hoe Bazilikan'ny Fasana Masina.
Rehefa notafihin'i [[Aleksandra Lehibe]] ny i [[Palestina]] ka azony dia ny [[Lagida]] sy ny [[Seleokida]] no nifandimby nanapaka an'i Jerosalema sy ny faritra manodidina azy. Nikomy ny [[Fikomian'ny Makabeo|Makabeo]] tamin'ny taona 143 tal. J.K. ka nahazo fahaleovan-tena ny Jiosy ary lasa renivohitry ny fanjakana jiosy nandritra ny 80 taona indray i Jerosalema.