Bokin' ny Fitomaniana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Bokin’ny Fitomaniana''' dia boky hita ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Tonon-kiram-pisaonana lava narafitra amin’ny fomba kanto no ao anatiny, izay mamisavisa ny fahoriana lehibe vokatry ny fahirano, ny fandravana an’i Jerosalema sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]]. Mafonja ny tonon’ireo Fitomaniana ireo izay maneho ny fahoriana lalina vokatry ny fahantrana sy ny mosary sy ny fandripahana ary ny loza hafa koa. Ireo rehetra ireo dia fisehon’ny famaizan’Andriamanitra noho ny fahotan’ny vahoaka sy ny mpaminany ary ny mpisorona. Na dia izany aza dia mifarana amin’ny tonon-kiram-panantenana ny Bokin’ny Fitomaniana.
 
Navondrona ireo tonon-kira ireo, angamba mba hatao ho fahatsiarovana sady harahina fifadian-kanina. Ny fiangonana kristiana sasany dia nampiditra ny Fitomaniana ao amin’ny litorjian’ny [[Herinandro masina]].
 
== Ny anaran’ny boky ==
Indraindray atao hoe ''Fitomanian’i Jeremia'' ny Bokin’ny Fitomaniana. Miantso azy hoe ''איכה / ’Êkhâ'' na ''‘Êykhôh'' ("Ahoana!") ny Jiosy, teny voalohan’ireo lahatsoratra hebreo atao hoe קינות / ''Kinoth'' ("hira fisaonana"). ''Θρῆνοι'' / ''Thrênoi'' ("Hiram-pitarainana") no anaran’ny boky ao amin’ny [[Septoaginta]] (na Septanta) fa ''Lamentationes'' kosa ("Fitomaniana") ao amin’ny [[Volgata]].
{{Testamenta Taloha}}
 
== Ny fanoratana ny boky ==
 
=== Ny mpanoratra ===
Araka ny lovantsofina dia nosoratan'i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] ny Bokin’ny Fitomaniana, nefa ny mpikaroka ankehitriny dia tsy mahita izay hanaporofoana izany ka mihevitra fa olona roa tsy fantatra anarana no nanoratra ireo Fitomaniana ireo. Ny Fitomaniana voalohany hatramin’ny faha-4 dia hoatrahoatry ny nataon’olona iray ihany.
 
Nosoratana tamin’ny fotoana nanaovana dikan-teny grika voalohany ny Baiboly hebreo ny andian-tsoratra hoe ''Fitomanian’i Jeremia'', izany hoe tamin’ny taona 250 tal. J.K., izay nanampy teny mialoha nanondro an’i Jeremia ho nanoratra ireo Fitomaniana ireo. Izany dia vokatry ny fahadisoan-kevitra tamin’ny fahazoana ny hevitry ny andala-teny ao amin’ny [[Boky faharoan'ny Tantara|Boky faharoan’ny Tantara]] (2Tant. 35.25) izay manao hoe :
 
"''Ary Jeremia dia nanao hira fisaonana an'i Josia, ary ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy rehetra dia mahatsiahy an'i Josia mandraka androany, raha manao hira fisaonana, ka nataony fanao teo amin'ny Isiraely izany; ary, indro, efa voasoratra ao amin'ny fihirana fisaonana izany.''" (2Tant. 35.25 – ''Ny Baiboly'').
 
Tsy miresaka velively an’i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] mpanjakan’i Joda[[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] ireo Fitomaniana ireo.
 
=== Fotoana nanoratana ===
Ligne 27 ⟶ 25 :
Mizara dimy ny Bokin’ny Fitomaniana ka ny fizaràna tsirairay dia Fitomaniana iray.
 
Maneho ny fahorian’i [[Ziona]] taoriana’ny faharavan’i JodaJodà sy ny fandravan’ny Babiloniana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ireo Fitomaniana ireo, izay maneho ny famaizana ataon’Andriamanitra amin’ny vahoakany be fahotana. Angamba nosoratana izy ireo mba ho vakina ampahibemaso eo amin’ny fiangonana amin’ny andro fisaonana izay atao isan-taona ho fahatsiarovana izany fahavoazan-be izany. Na dia izany aza, ny Fitomaniana rehetra dia mampahatsiahy ny famindram-pon’Andriamanitra sy manambara ny fanatenana ny aminn’ny hampanginan’Andriamanitra ny fahatezerany sy ny hampijoroany indray ny vahoakan’i Israely.
 
==== I Jerosalema: andriambavy nilaozan'olona (1) ====
Ligne 33 ⟶ 31 :
 
==== Tezitra Andriamanitra (2) ====
Tononkalo miresaka ny amin’ny vokatry ny mosary ny Fitomaniana faha-2 : torana ny ankizy, mihinan-janaka ny reny, faty no mameno ny lalana ao an-tanàna.
 
==== Mampionona ny olony Andriamanitra (3) ====
Ligne 45 ⟶ 43 :
 
=== Endrika kanton’ireo Fitomaniana ===
Fanangonana amboaran-tononkira dimy izay mitovy ngadona amin’ny atao hoe ''kinah'' (“hiram-pisaonana”) ny Bokin'ny Fitomaniana. Ny toko iray dia atao hoe “fitomaniana” (sahala amin’ny “salamo” ao amin’ny [[Bokin'ny Salamo|Bokin’ny Salamo]]). Ny Fitomaniana efatra voalohany dia samy manana andininy izay manomboka amin’ny litera ao amin'ny [[abidy hebreo]]. Ny famakiana ny fitambaran’ny litera voalohany amin’ny andininy rehetra dia tsy misy heviny.
 
==== Fitomaniana voalohany sy faha-2 ary faha-4 ====