Tantaran' i Sozana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Gerrit van Honthorst cat01.jpg|vignette|352x352px|''I Sozana sy ireo antidahy,'' nataon'i Gerrit van Honthorst]]
Ny '''Tantaran'i Sozana''' na '''I Sozana sy ireo lahiantitra''' dia tantaran'ny zazavavy atao hoe [[Sozana]], izay narahin'ny lahiantitra roa maso tamin'izy nandro, sy nasain'izy ireo handry amin'izy ireo nefa nandà izany, ka nampangain'izy roalahy ho mpijangajanga mba hamonoana azy, nefa niaro azy i [[Daniela|Daniely]] ka nanaporofo ny maha tsy manan-tsiny azy. Tamin'ny farany dia ireo lahiantitra ireo no nohelohina.
 
== Fandraisana ny ''Tantaran'i Sozana'' ==
Ao amin'ny [[Bokin'i Daniela|Bokin'i Daniely]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]] sy ireo [[Baiboly ortodoksa]] (Dan. 13) no misy azy fa tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny [[Baiboly protestanta]]. Ao amin'ny [[Septoaginta|Septoanjinta]] dia boky manokana, fa tsy mitambatra amin'ny Bokin'i Daniela, ny Tantaran'i Sozana. Ataon'ny Katolika ho isan'ireo soratra [[Boky deoterokanonika|deoterokanonika]] io tantara io.
 
Ity tantara ity, izay tsy voasoratra tamin’ny [[Fiteny hebreo|fiteny hebreo]] na [[Fiteny arameana|arameana]] fa tamin’ny [[Fiteny grika|fiteny grika]], dia tsy noraisin’ny Protestanta sy ny Jiosy any Palestina ho kanonika ao amin’ny Baiboliny.
Andalana faha-12:
* Raiki-pitia amin'i Sozana ny loholona jiosy roalahy (Dan. 13.5-14)
* Niampanga an'i Sozana ho ratsy fitondran-tena ireo loholona ireo (Dan. 13.15-43)
* Asehon'i [[Daniela|Daniely]] fa tsy meloka i Sozana (Dan. 13.44-64)
 
== Jereo koa: ==
 
* [[I Bela sy ilay Dragona]]
*[[Ny Vavak'i Azariasa sy ny Tonon-kiran'ireo Zatovolahy telo ao anaty afo]]