Testamenta Taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa zavatra mibahana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
== Boky ao amin'ny Testamenta Taloha ==
Misokajy efatra ny boky ao anatin'ny Testamenta Taloha, dia ny [[Pentateoka]] (atao hoe koa Boky dimin'i Mosesy), ny bokin-tantara (na boky ara-tantara), ny bokim-pahendrena (na bokin'ny Olon-kendry), ary ny bokin'ireo Mpaminany. Manampy azy ireo ireo boky sokajina hoe [[Boky deoterokanonika|Deoterôkanônika]] izay tsy tafiditra ao amin'ny Tanakh sy ao amin'ny [[Baiboly protestanta]]. Marihina fa telo fotsiny ny fizaràna ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] fa tsy efatra.
=== Ny boky dimin'i MosesyPentateoka ===
Ireo atao hoe "[[Boky dimin'i MosesyPentateoka]]", na Boky dimin'i Môizy na Pentateoka (avy amin'ny teny grika ''pente'': "dimy" sy ''teukhos'': "horonana") na Boky dimin'i Mosesy (na Boky dimin'i Môizy ), izay antsoinaantsoin'ny Jiosy koa hoe Lalàna (Lalàn'i Mosesy), ataon'ny Jiosy hoe [[Torah]], dia ny ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]'' (na ''Jenezy''), ny ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]'' (na ''Eksaody''), ny ''[[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]]'', (na ''Levitika''), ny ''[[Bokin'ny Nomery|Nomery]]'' (na ''Fanisana''), ary ny ''[[Bokin'ny Deoteronomia|Deoteronomia]]'' (na ''Deoterônômy'').
 
=== Ny bokinboky ara-tantara ===
Ny [[Boky ara-tantara (Baiboly)|bokin-tantara]] na boky ara-tantara dia ny ''[[Bokin'i Josoa|Josoa]]'' (na Jôsoe), ny ''[[Bokin'ny Mpitsara|Mpitsara]]'', ny ''[[Bokin'i Rota|Rota]]'', ny [[Boky voalohan'i Samoela|''Samoela'' ''voalohany'']], ny [[Boky faharoan’i Samoela|''Samoela'' ''faharoa'']], ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''voalohany'']], ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka|''Mpanjaka'' ''faharoa'']], ny [[Boky voalohan'ny Tantara|''Tantara'' ''voalohany'']], ny [[Boky faharoan'ny Tantara|''Tantara'' ''faharoa'']], ny ''[[Bokin'i Ezra|Ezra]]'' (na ''Esdrasa'') ny ''[[Bokin'i Nehemia|Nehemia]]'' ary ny ''[[Bokin'i Estera|Estera]].'' Ny Baiboly katolika dia ahitana boky fanampiny: ny ''[[Bokin'i Tobia|Tobià]]'', ny ''[[Bokin'i Jodita|Jodita]]'' ary ny [[Boky voalohan'ny Makabeo|''Makabeo'' voalohany]] sy [[Boky faharoan'ny Makabeo|faharoa]] izay atao hoe ''deoterôkanônika'' (izany hoe "boky kanônika faharoa") nefa ataon'ny Protestanta hoe ''[[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]]'' ("miafina").
 
=== Ny bokim-pahendrena ===
Ny bokim-pahendrena na [[Bokim-pahendrena (Baiboly)|bokim-pahamasinanapahendrena]] na bokim-pahamasinana, atao hoe koa Hagiografa, dia ny ''[[Bokin'i Joba|Joba]]'' (na ''Jôba''), ny ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]'', ny ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]'', ny ''[[Bokin'ny Mpitoriteny|Mpitoriteny]]'' (na ''Kôhelety''), ary ''[[Tononkiran'i Solomona]]'' (''Tononkira dia Tononkira'' na ''Tononkira Fanaperana''). Ny Baiboly Katolika dia mbola ahitana ny ''[[Bokin'ny Fahendrena|Fahendren'i Salômôna]]'' (na ''[[Bokin'ny Fahendrena|Fahendrena]]'') sy ny ''[[Bokin'ny Ekleziastika|Ekleziastika]]'' (na ''[[Bokin'ny Ekleziastika|Siràka]]'') izay boky deoterôkanônika na apôkrifa.
 
=== Ny bokin'ny mpaminany ===
Andalana faha-27:
Roa ambin'ny folo ny mpaminany madinika, dia : ny ''[[Bokin'i Hosea|Hosea]]'' (na ''Ôsea''), ny ''[[Bokin'i Joela|Joela]]'' (na ''Jôela''), ny ''[[Bokin'i Amosa|Amosa]]'' (na ''Amosy'' na ''Amôsa''), ny ''[[Bokin'i Obadia|Obadia]]'' (na ''Abdiasa''), ny ''[[Bokin'i Jona|Jona]]'' (na ''Jônasa''), ny ''[[Bokin'i Mika|Mika]]'' (na Mikea), ny ''[[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]'', ny ''[[Bokin'i Habakoka|Habakoka]] (na Habakòka)'', ny ''[[Bokin'i Zefania|Zefania]]'' (na ''Sôfônia na Tsefania''), ny ''[[Bokin'i Hagay|Hagay]]'' (na Akjea), ny ''[[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]'' ary ny ''[[Bokin'i Malakia|Malakia]]'' (na ''Malaký''). Atao hoe "mpaminany kely" izy ireo noho izy nanoratra kely.
 
Ireo boky fanampiny ao amin'ny Baiboly Katolikakatolika no ataon'ny Katolika hoe deoterôkanônika ("kanôna faharoa") na ataon'ny Protestanta hoe apokrifa ("miafina"). Ireo boky ireo dia tsy hita ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ny Baiboly Protestanta. Manampy azy ireo ny toko fanampiny amin'ny ''Estera'' sy ny ''Daniela''.
 
== Jereo koa ==