Boky faharoan' i Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-61:
I [[Saoly]] na Saola dia mpajakan'i Israely teraka tamin'ny taona 1079 tal. J.K. ary maty tamin'ny taona 1010 tal. J.K. I Kisy no rainy. Ny vadiny dia i Ahinoama. Ny zanany dia i Jonatana sy i Mikala sy i Isboseta ary i Abinadaba.
 
=== Vahoaka sy firenena resahina matetika ao amin'ny Boky faharoan'i Samoela ===
 
==== Ny Filistina ====
Ny [[Filistina]] dia firenena tamin'ny [[Andro Taloha]] izay niorim-ponenana tamin'ny tany atsimo andrefana manamorona ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao [[Kanaana (faritra)|Kanaana]]. Araka ny [[Bokin'ny Mpitsara]], ny fifindrà-monin'ny fokon'i Dana (Mpits. 18) tokony ho tamin'ny taonjato faha-11 tal. J.K. dia heverina fa vokatry ny fanosehan'ny Filistina azy ireo tao amin'ny tany saika honenany. Nandresy an'i [[Samsona]] sy i [[Saoly]] na Saola ny Filistina tamin'ny fotoanandrony. Nandresy azy ireo imbetsaka anefa ny mpanjaka [[Davida (mpanjaka)|Davida]] taty aoriana. Tamin'ny andron'i [[Solomona]] (na Salômôna), zanaka mpandimby an'i Davida, dia mety tafakambana tao amin'ny tanin'ny Israelita ny tanin'ny Filistina.
 
==== Ny Amonita ====