Bokin' i Zefania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Icon of Zephaniah (17th c., North Russia, priv. coll.).jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Zefania (mpaminany)|Zefania]],'' taonjato faha-17]]
Ny '''Bokin'nyi Zefania''' na '''Bokin'i Sôfônia''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Io boky io dia mirakitra ny faminanian’i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]] na [[Zefania (mpaminany)|Sôfônia]]. Nieritreritra ny vahoakan’i [[Fanjakan'i Jodà|Joda]] fa amin’ny andro ho avy dia hahatonga azy ireo ho firenana matanjaka Andriamanitra ka ho afaka mandresy ireo fahavalony sy hampanjaka ny fahamarinana sy ny fiadanana. Diso anefa ny fiheverany, fa hosazin’Andriamanitra ny vahoakan’i Joda sy ny firenena rehetra izay tsy nanaja azy. Izany no andro fitsarana, [[Andron'i Iahveh|andron’i Iahveh]]. Ny hany fomba hanafahana an’i Joda dia ny fanajana an’Andriamanitra sy ny fivavahana aminy irery ihany.
 
Isan'ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin'ny folo]] ao amin'ny sokajy [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] amin'ny Baiboly kristiana i Zefania fa ao amin'ny [[Nevi'im]] kosa izy ao amin'ny Tanakh.