Bokin' i Jôsoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Namafa soratra tsy ilaina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Bokin'i Josoa''' na '''Bokin'i Jôsoe''' dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] sy ao amin'ny boky masin'ny Jiosy ([[Tanakh]]). Mitantara ny nahazoan'ny [[Zanak'i Israely]] ny tany nampanantenain'Andriamanitra ny razambeny, dia i [[Kanaana (faritra)|Kanana]], ny Bokin'i Josoa. Maneho ny tsy fivadihan'Andriamanitra amin'ny fampanantenana nataony io boky io. Asehony koa anefa fa izay mivadika amin'Andriamanitra dia ho resy. Amin'ny teny fohy dia maneho ny fitondrana sy ny famonjen'Andriamanitra ny olony ilay boky.
 
Ny Bokin'i Josoa dia isan'ireo atao hoe bokim-pitantarana[[Boky naara-tantara (Baiboly)|boky ara-tantara]] ao amin'ny Baiboly kristiana, fa bokin'ny mpaminany na bokim-paminaniana (hebreo: ''[[Nevi'im]]'') kosa izy ao amin'ny [[Tanakh]], izay manasokajy azy ho isan'ireo "mpaminany taloha". Tokony ho tany an-tenantenan'ny taonjato faha-10 tal. J.K. no nanoratana ny ankabeazan'ny lahatsoratra hita ao amin'ny boky.
 
== Fiforonan-teny ==