Fiteny sanskrity: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
Ny '''fiteny''' '''sanskrity''' na '''sanskrita''' (''संस्कृतम'' / ''saṃskr̥tam'' ny anarany amin'ny [[fiteny Indô-Eorôpeanina|fiteny indô-eorôpeanina]] ao amin'ny fianakaviam-piteny indo-arianina any [[India]]. Misy teny mbola ampiasain'ny fianakavina Bramàna sy sekoly spiritoalista. Ny manam-pahaizana indiana sasany dia mbola miteny sy mamoaka boky na manao valandresaka amin'io fiteny io. Ny fiteny sanskrity dia ampiasaina indrindra amin'ny lahatsoratra ara-pivavahana hindoa sy bodista ary amin'ny lahatsoratra siantifika. Ny fanisana natao tamin'ny taona 1981 dia nahitana fa miisa 6 100 ny olona miteny sanskrita ary tamin'ny taona 1961 dia tany amin'ny 194 400 ny isan'ny olona nilaza fa miteny sanskrity ka manao azy ho fiteny faharoa. Iray amin'ireo fiteny ofisialy ao India ny fiteny sanskrity.
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-9:
 
* [http://sa.wikipedia.org Wikipedia sanskrity]
* {{pdf}} [http://www.benoit-lavoie.ca/public/graphies/Guide_de_prononciation_du_sanskrit.pdf Fampisehon'Fampisehoana ny fiteny sanskrity]
* {{pdf}} [http://sanskrit.inria.fr/Dico.pdf Raki-bolana frantsay-sanskrity] nataon'i [[Gérard Huet]]
* {{pdf}} [http://web.archive.org/20070321025449/xiang.free.fr/sanskrit.pdf Hanomboka amin'ny sanskrity]
* {{pdf}} [http://pagesperso-orange.fr/yann.leglise/sanskrit/introductory.pdf fampidiranaFampidirana amin'ny fiteny sanskrity]
 
[[Sokajy:Fiteny indô-eoropeanina]]