Gemarà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jodaisma
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Gemarà''', amin'ny [[jodaisma]], dia fivoasana sy fanaovana hevi-teny isan'ny mamorona ny [[Talmoda]], dia ny [[Talmodan'i Babilona]] sy ny [[Talmodan'i Jerosalema]]. Ny [[Misnà]] amin'ny ten[[Fiteny yhebreohebreo|teny hebreo]] sy ny Gemarà amin'ny [[teny arameana]] no mitambatra mamporonamamorona ny Talmoda. Ny Gemaràn'ny Talmodan'i Babilona dia nosoratana tamin'ny [[fiteny arameana]] atsinanana fa ny Gemaràn'ny Talmodan'i Jerosalema kosa dia nosoratana tamin'ny fiteny arameana andrefana. Ny Gemaràn'ny Talmodan'i Babilona no feno sy voalamina indrindra. Ny Gemarà dia ahitana ireo ady hevitra sy ny fanazavana ary ny famelabelarana ny Misnà, izay mampifandray azy mazava kokoa amin'ny [[Tanakh]].